Lecture chrétienne - 3M Bibliothèque

Lecture chrétienne - 3M Bibliothèque Toerana findramana sy famakiana boky kristiana tsara. Fifampizarana momba ny famakiana boky kristiana.

‼️ Fermeture exceptionnelle jusqu'au 17 Mai, nous ouvrons nos portes le 18 🙏
11/05/2026

‼️ Fermeture exceptionnelle jusqu'au 17 Mai, nous ouvrons nos portes le 18 🙏

📢 FAMPAHAFANTARANA: FIOVAN'NY ORA FISOKAFANAMampahafantatra antsika izahay fa hisy fiovana ny ora fisokafan'ny Tranombok...
14/04/2026

📢 FAMPAHAFANTARANA: FIOVAN'NY ORA FISOKAFANA

Mampahafantatra antsika izahay fa hisy fiovana ny ora fisokafan'ny Tranomboky 3M manomboka rahampitso Alarobia 15 Aprily.
Indreto ny ora vaovao handraisana antsika:
🗓 Isaky ny: Alatsinainy - Alarobia - Zoma
🕘 Amin'ny: 9 ora maraina hatramin'ny 12 ora atoandro

Mirary tontolo andro feno fitahiana ho antsika rehetra.

‼️ Fermeture exceptionnelle 🙏
09/04/2026

‼️ Fermeture exceptionnelle 🙏

05/01/2026

❓Ahoana ny fomba hanararaotako tsara ny fiainako 🤔

💐Vaovao ity ny taona dia mandray fanamby vaovao avokoa ny rehetra.
Fa ahoana raha handeha hanararaotra tsara ny fiainana nomen'Andriamanitra antsika? ✨

Ny fomba ahafahana manao izany no atoron'i ✍️John Piper antsika ao anatin'ity 📚bokiny amin'ny teny anglisy atolotra antsika ity hoe 📖"Don't Waste Your Life".

Manararaotra tsara ny fiainanao ve ianao? 🤗🙏



✨ Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho anao ao amin'i Jesosy amin'ity taona 2026 ity 💐🤗📖 "Ary Andriamanitry ny fiadanana...
01/01/2026

✨ Mirary ny soa sy ny tsara rehetra ho anao ao amin'i Jesosy amin'ity taona 2026 ity 💐🤗

📖 "Ary Andriamanitry ny fiadanana anie hahamasina anareo samy ho tanteraka, ka aoka harovana avokoa ny fanahinareo sy ny ainareo ary ny tenanareo ho tanteraka ka tsy hanan-tsiny amin'ny fihavian'i Jesosy Kristy Tompontsika."
I Tesaloniana 5:20


✨ Amin'ny heritaona indray ny fotoana omenay anao 🤗💐 Hisitaka kely izahay mba hiverenana handray tsara anao indray 🎉👉Ami...
26/12/2025

✨ Amin'ny heritaona indray ny fotoana omenay anao 🤗

💐 Hisitaka kely izahay mba hiverenana handray tsara anao indray 🎉

👉Amin'ny alatsinainy 5 janoary indray ny fotoana omenay anao, ety amin'ny tranomboky 3M Ambatoroka.

✨ Mirary Noely sambatra ho antsika rehetra 🤗🎉💐 Hitondra fifaliana, hanamafy ny finoana sy ny fitomboantsika tsirairay ar...
25/12/2025

✨ Mirary Noely sambatra ho antsika rehetra 🤗🎉

💐 Hitondra fifaliana, hanamafy ny finoana sy ny fitomboantsika tsirairay ara-panahy anie ny fisaintsainana ny nahaterahan'ny mpamonjy sy ny famonjena nataony androany 🙏

💐 Ho feno fiderana Azy anie isika androany noho ny famonjena lehibe nataony, araka ity tenin'i John Piper ity hoe:

📖"Tsy afaka mamaha ireo olantsika sarotra indrindra i dadabe noely, kanefa Jesosy dia namaha ilay olantsika sarotra indrindra, dia ny fahotantsika sy ny fisarahantsika amin'Andriamanitra" 🎉




❌  La bibliothèque sera exceptionnellement fermée aujourd'hui‼️✨ Rendez-vous à partir de lundi prochain 🤗
12/12/2025

❌ La bibliothèque sera exceptionnellement fermée aujourd'hui‼️
✨ Rendez-vous à partir de lundi prochain 🤗

02/12/2025

Inona ilay Teny mampahery anao amin'izao fotoana izao? 🤗

25/11/2025

❓Inona ny tanjonao mamaky boky?

I Faly Ravoahangy ihany no manohy manampy antsika mamaritra ny tanjotsika kristiana amin'ny famakiana boky.

Mba zarao aminay hoe ny vaky bokinao amin'izao, sy ny tanjonao amin'izany?



Address

Lot VB 8 Bis Ambatoroka
Ambanidia
101

Opening Hours

Monday 09:30 - 16:30
Tuesday 09:30 - 16:30
Wednesday 09:30 - 16:30
Thursday 09:30 - 16:30
Friday 09:30 - 16:30
Saturday 10:30 - 12:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lecture chrétienne - 3M Bibliothèque posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category