Tanora an'I JESOA

Tanora an'I JESOA Ity page ity dia natokana ho ana ankizy sy ny tanora jesoa no Tompo sy Mpamonjy

09/02/2026

Seigneur Jesus, je te demande juste aujourdhui de nous pardonner tous! et de nous regarder avec tes yeux plein d'espoir,d'amour,de paix!! tu sais a quel point nous sommes rien sans toi. merci encore pour tout l'amour que tu nous a donné et que tu nous donneras encore .
Amen

Salama daholo isika rehetra ....ela Zay fa hiverina eto amin'ny page aho.. koa partageo ary inviteo amin'ity ny page ity...
29/06/2025

Salama daholo isika rehetra ....ela Zay fa hiverina eto amin'ny page aho.. koa partageo ary inviteo amin'ity ny page ity ny namareo tanora na efa olo-dehibe mba ho hitan'izy reo ny hafatra omena azy ireo isan'andro eto.

28/06/2025

❤️

16/02/2025

Salama daholo isika ...

- inona no tena hitanao sakana tsy ametrahany ranoray ny hoaviny eo ampelatan'Andriamanitra mpahary?

14/11/2024

Andriamanitra Ray , Zanaka , Fanahy Masina

14/11/2024

>

17/09/2024

Vavaka no manova zavatra 😊

19/08/2024

Andriamanitra mahagaga ❤️

Salama daholo 😊
03/08/2024

Salama daholo 😊

08/06/2024

Salama daholo!

- maromaro andro aho no tsy tato, mino aho fa olom-baovao daholo isika. Satria tamin'ny farany dia nianatra mombany famelan-keloka isika . Raha izao ianao vao nahita an'ito dia afaka jerenao ao ambany ao ny mombanzay fampianarana izay.

- omeo lohahevitra ianaran-tsika indray ary isika 😘


Hey! AZA VARIANA • Betsaka isika tanora variana amin'ny rendrarendra satria ve?        - manao ny namako de tsy hanao ah...
27/05/2024

Hey!

AZA VARIANA

• Betsaka isika tanora variana amin'ny rendrarendra satria ve?

- manao ny namako de tsy hanao aho? 🤔

- mbola tanora aho ka tsy maninona izany io 😮

- betsaka mitovy amiko fa rehefa antitra aho de izay vao ibebaka ☹️

• Betsaka amintsika mieritreritra fa hoe mbola tanora aho ka mety mbola ho ela vao antitra na mbola ho ela vao ho faty...

===> TSIA, TSIA ry Namako 🙅🙅

Aza variana fa mandeha ny fotoana,
Aza variana fa miandry anao ny TOMPO.
Aza variana fa hitan'Andriamanitra ny nataonao.

Koa MIVERENA , MIBEBAHA , ary TADIAVO JEHOVAH 🙏

Misisiha ho tiavin'Andriamanitra ianao.

🌼 Ataovy azo antoka fa raha maty anio ianao dia mihaona Aminy ary miara monina Aminy any an-danitra 🌼

Salama daholo isika tanora an'I Jesoa 🥰Vaovao indray ny andro sady ihany koa fetin'ny Reny niteraka🤱🧑‍🍼🧑‍🦳. Inona ary no...
26/05/2024

Salama daholo isika tanora an'I Jesoa 🥰

Vaovao indray ny andro sady ihany koa fetin'ny Reny niteraka🤱🧑‍🍼🧑‍🦳.

Inona ary no azontsika atao amin'ity androany ity?

• Mitondra ambavavaka ho azy ary mametraka ny fiainany mba ho jeren'ny Jehovah mandrakariva 🙏

Io zavatra ray io tena zava-dehibe .

• Manolotra teny mamy ho azy ary raha manana fahefana dia manome cadeaux. Na question na 500ar valeur zavatra atolotrao azy dia mahafaly azy. Na tsy hanome aza ianao fa tsy manambola dia efa fantany izany fa faly foana izy satria ny fitiavanao azy dia efa zava-dehibe

×× ao ihany koa nefa isika efa lasa any am'Ray ny renin-tsika. Inona no azo ataonao ?

Dia ny mivavaka ho an'ireo manana reny rehetra mba arovan'Jehovah ary mino aho fa misy reny manodidina any akaikinareo aza adino ny miarahaba an'izy reny ❤️

Ao koa misy reny tojon'ny tsy fahasalamana . Mitondra ambavavaka mba ho sitrana soamantsara satria mbola maro ny adidy aman'andraikitra raisiny..

Aza adino ny manankina ny Fiainanao amin'Andriamanitra ry Havana.

Misaora an'i Jesoa kristy fa nomeny tombon'Andro hanatanterahana ny adidy rehetra sahani-tsika.

Manaova fety sambatra Daholo.💖

Address

Ambohitrimanjaka

Telephone

+261342643844

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora an'I JESOA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category