ORN Amoron'i Mania

ORN Amoron'i Mania Coordination Régionale pour la lutte contre la malnutrition, la promotion du développement de la petite enfance et le renforcement des systèmes communautaires.

Fankalazana ny 8 Mars: anisan'ny nandray tamin'ny fankalazana izany ny Andriambavilanitra teo anivon'ny ORN Amoron' i Ma...
08/03/2026

Fankalazana ny 8 Mars: anisan'ny nandray tamin'ny fankalazana izany ny Andriambavilanitra teo anivon'ny ORN Amoron' i Mania. Nosantarina tam diabe na carnaval manodidina ny tanàna moa izany. Indro sary vitsivitsy. Anisan'ny nandray anjara ihany koa ny Andriambavilanitra miara-miasa amin'ny ORN ao anatin'ny sehatry ny fanjariantsakafo izay iarahana am JICA sy ROSO, izay mpiantsehatra izany tetikasa izany eny ifotony.

Fahavoazana nahazo ny biraon'ny ORN Atsinanana vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza GEZANI.
11/02/2026

Fahavoazana nahazo ny biraon'ny ORN Atsinanana vokatry ny fandalovan'ny rivo-doza GEZANI.

HAY NAHANDRO.Ho an'ny zaza 6 ka hatramin'ny 8 volana. Io sokajin-taona io dia tsy mihinana afatsy sakafo malemy sy marih...
11/02/2026

HAY NAHANDRO.

Ho an'ny zaza 6 ka hatramin'ny 8 volana. Io sokajin-taona io dia tsy mihinana afatsy sakafo malemy sy marihitra. Saingy tokony sakafo nohatsaraina hatrany, izany hoe sakafo miovaova sy maroloko, misy ireo otrikaina ilain'ny vatany. Ny fampinonoan-dreny kosa dia tsy azo ajanona raha tsy efa feno 2 taona ny zaza.

Indro ary hay nahandro aroso ho antsika.

Talata 10 Febroary 2026 - 16h⚠️ Eo andalam-pidirana anatin'ny mafy indrindra ⚡️ ny any amin'ny morontsiraka AtsinananaNi...
10/02/2026

Talata 10 Febroary 2026 - 16h
⚠️ Eo andalam-pidirana anatin'ny mafy indrindra ⚡️ ny any amin'ny morontsiraka Atsinanana
Niova ho toy izao ny filazana loza:
🔴 Loza mitatao miloko MENA : Faritra Atsinanana, Analanjirofo, Alaotra Mangoro, Analamanga ary Betsiboka.
🟡 Loza manambana miloko MAVO : Faritra Ambatosoa, Bongolava, Itasy, Vakinankaratra, Melaky, Menabe sy ny Distrikan'i Mandritsara sy Befandriana Avaratra.
✖️ Foana ny filazana loza : ho an'ny Distrikan'i Antalaha sy Andapa
▶ Toerana misy ny foiben'ilay rivodoza GEZANI 🌀: 89 km Atsinanan'i Toamasina
▶ Heriny: Cyclone Tropical Intense ‼️
▶ 185 km/h ny rivotra miaraka aminy arahina tafiotra 260 km/h
▶ Fikisahany: Niakandrefana mahafaka 18 km/h
▶ Toerana hidirany an-tanety: Ao amin'ny Distrikan'i Toamasina II
▶▶ Rehefa tafiditra an-tanety tanteraka ao amin'ny distrikan'i Toamasina II izy dia vinavinaina hamakivaky ny Faritra Alaotra Mangoro, Analamanga, Bongolava, mialohan'ny hivoahany an-dranomasina any amin'ny lakandranon'i Mozambika ny Alarobia Alina eo anelanelan'ny Faritra Melaky sy Menabe.
Mankahery ireo efa tena ao anatiny ✊
Cyclones à Madagasca

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗡𝗘𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗔𝗝𝗔𝗞𝗢 (𝗠𝗣𝗢𝗫) 🔴 Mbola tsy vita fa aza variana🤪👶🤱 𝙽𝚢 𝚏𝚊𝚑𝚊𝚜𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚣𝚊𝚣𝚊 𝚗𝚘 𝚕𝚊𝚑𝚊𝚛𝚊𝚖-𝚙𝚊𝚑𝚊𝚖𝚎𝚑𝚊𝚗𝚊 !𝙽𝚢 𝚣...
10/02/2026

𝗔𝗗𝗬 𝗔𝗠𝗜𝗡’𝗡𝗬 𝗡𝗘𝗡𝗗𝗥𝗔𝗡-𝗗𝗥𝗔𝗝𝗔𝗞𝗢 (𝗠𝗣𝗢𝗫) 🔴 Mbola tsy vita fa aza variana🤪
👶🤱 𝙽𝚢 𝚏𝚊𝚑𝚊𝚜𝚊𝚕𝚊𝚖𝚊𝚗’𝚗𝚢 𝚣𝚊𝚣𝚊 𝚗𝚘 𝚕𝚊𝚑𝚊𝚛𝚊𝚖-𝚙𝚊𝚑𝚊𝚖𝚎𝚑𝚊𝚗𝚊 !
𝙽𝚢 𝚣𝚊𝚣𝚊 𝚟𝚊𝚘 𝚝𝚎𝚛𝚊𝚔𝚊 𝚜𝚢 𝚗𝚢 𝚣𝚊𝚣𝚊 𝚖𝚊𝚍𝚒𝚗𝚒𝚔𝚊 𝚍𝚒𝚊 𝚒𝚜𝚊𝚗’𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚖𝚊𝚛𝚎𝚏𝚘 𝚒𝚗𝚍𝚛𝚒𝚗𝚍𝚛𝚊 𝚊𝚖𝚒𝚗’𝚒𝚣𝚊𝚘 𝚏𝚘𝚝𝚘𝚊𝚗-𝚝𝚜𝚊𝚛𝚘𝚝𝚛𝚊 𝚒𝚣𝚊𝚘. 𝙰𝚗𝚍𝚛𝚊𝚒𝚔𝚒𝚝𝚜𝚒𝚔𝚊 𝚛𝚊𝚢 𝚊𝚖𝚊𝚗-𝚍𝚛𝚎𝚗𝚢 𝚜𝚢 𝚖𝚙𝚒𝚔𝚊𝚛𝚊𝚔𝚊𝚛𝚊 𝚗𝚢 𝚖𝚒𝚊𝚛𝚘 𝚊𝚣𝚢 𝚒𝚛𝚎𝚘 𝚒𝚜𝚊𝚗’𝚊𝚗𝚍𝚛𝚘: 🛡️
✅ Fiarovana amin’ny fifampikasohana
✅ Fampinonoana matetika sy tsy tapaka
✅ Fanarahana fepetra ara-pahasalamana (arovava, fanasana tanana)
✅ Sakafo ara-pahasalamana, manamafy hery fiarovana 🥕🐟🥚
⚠️ 𝖱𝖺𝗁𝖺 𝗆𝗂𝗌𝗒 𝗌𝗈𝗋𝗂𝗍𝗋’𝖺𝗋𝖾𝗍𝗂𝗇𝖺 𝗆𝖺𝗆𝗉𝗂𝖺𝗁𝗂𝖺𝗁𝗒, 𝗆𝖺𝗇𝖺𝗍𝗈𝗇𝖺 𝖳𝗈𝖻𝗂𝗆-𝗉𝖺𝗁𝖺𝗌𝖺𝗅𝖺𝗆𝖺𝗇𝖺 𝖺𝗏𝗒 𝗁𝖺𝗍𝗋𝖺𝗇𝗒.
🤝 Miara-mientana isika hiaro ny fahasalaman’ny fianakaviana sy ny taranaka ho avy.
📢 Zarao ity hafatra ity – mety hamonjy aina.

ADY amin'ny NENDRAN-DRAJAKO -MPOXReny Mampinono aho:✅Fadiako ny fifampikasohana amin’ny olona marary na ahiahiana ho mit...
09/02/2026

ADY amin'ny NENDRAN-DRAJAKO -MPOX
Reny Mampinono aho:

✅Fadiako ny fifampikasohana amin’ny olona marary na ahiahiana ho mitondra ny aretina.
✅Mampiasa arovava orona ho fiarovako ny tenako sy ny zanako
✅Manasà tanana amin’ny rano madio sy savony na gel désinfectant alohan’ny handraisako ny zanako.
✅Mihinana sakafo be otrikaina toy ny Vitamina A,C,Zinc,... izay mitondra hery fiarovana.

⚠😎Raha misy mampiahiahy, manatona Tobimpahasalamana avy hatrany
“Miara mientana isika ho fitandroana ny fahasalaman’ny fianakaviana.”

02/02/2026
Fahavaratra ny andro. Mitombo ny faharatsian'ny lalana mihazo ny Kaominina Kianjandrakefina.
02/02/2026

Fahavaratra ny andro. Mitombo ny faharatsian'ny lalana mihazo ny Kaominina Kianjandrakefina.

Appel à Manifestation d'Intérêt.
23/01/2026

Appel à Manifestation d'Intérêt.

Address

Lot IVD 36 Nord Vinany
Ambositra
306

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ORN Amoron'i Mania posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share