Gasy Miala voly

Gasy Miala voly Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy Miala voly, Amparafaravola.

05/01/2021
πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚
07/12/2020

πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚πŸ˜‚

Vakio tsara
21/11/2020

Vakio tsara

De zay le fiainana eπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬
20/11/2020

De zay le fiainana eπŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬πŸ‡²πŸ‡¬

20/11/2020

βš½πŸ‘ Vita soa aman-tsara ny fanaovan-tsonia n'i Evan Sedera sy ny Lille (LOSC), i Sedera moa dia zanaka Malagasy izay vao 15taona monja, nifanao sonia ao anatin'ny 2taona sy tapany klioba anisany goavana ao Frantsa ity , vodilaharana no toerana misy azy , tokony arahina akaiky izy fa tena mila relΓ¨ve ny vodilaharana Malagasy ankehitriny, ny tanjona dia ny hanao mondial de football 2022 ou 2026. I Mathias izay 16taona monja aza efa ao anatin'ny ekipam-pirenena ntsika , tsara jerena akaiky ity PΓ©pite Kely mamiratra ao Frantsa ity sao alain'ny Frantsay eo indray fa azo lazaina sarotra ny mamaky ity vodilaharana Malagasy ity raha nahita ny vidΓ©o mahakasika azy ny tenanay, mirary fahombiazana Sedera. Alefa Sedera, Alefa Malagasy. πŸ‘βš½

Address

Amparafaravola

Telephone

+261341099115

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gasy Miala voly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share