20/10/2025
NAREO KOA VE!?
MAHAZO LESONA KELY ISANANDRO ENY ENY?
Io saina io hono apidirana commande 1 dia izay no hataony ohatra
°°° tsy hinankinampoana aho fa tsy mahasalama°°°°
Tsy mifaninana am'iza n'iza fa enao irery mametraka commande dia mitohy ny fiainanao😍😍💪