23/06/2022
Izahay dia jiro ny fiara rehetra kou raha misy ny mahalina dia afaka miantso.
✓MIVAROTRA IREO JIRO NY FIARA TOY NY;
★Globes de phares
★ Clignontans
★Feux arrieres
★Anti-brouillards
★Retroviseurs
★Catadiopre
★Ampoule(h1,h3,h4,h7,h11...)marque osram
★ESSUI GLACE(moteur,mecanisme,porte balais)
Marihana fa ny etana bonne occasion ary misy ny vaovao
✓MANAMBOTRA NY SIMBA REHETRA VOALAZA ETSY AMBONY
MANAO REPARATION SY CREATION NY JIRO VAKY NA SIMBA NA TSY AHITANA MINTSY.
✓MANADIO IREO JIRO MALOTO, TSY MAZAVA MINTSY, VASOKA, MITSILOPY, TAFIDITRA NY RANO NA SETROKA, MISY LOMOTRA...sns
✓AFAKA MiDEPLACE RAHA SAHIRANA ARA-MPOTOANA.
✓MANAO LIVRAISON.
✓MANDEFA ETANA ANY (garantie)
Tel☎: 034.96.937.22
033.49.043.07
Nb: Tsara raha tonga dia miantso.
✌🏻Misaotra tompoko!!!