16/09/2026
👷🏽 FORUM des Métiers « NY ANJARA ASAKO» 👩🏽💻
Jeunes bacheliers ou professionnels en reconversion ?
Il est plus que temps de prendre en main votre avenir professionnel! 🫱🏽🫲🏾
Venez à notre rencontre le 18 et 19 Septembre 2026 au Parvis de l’Hotel de Ville Analakely.
« Olo mahay raha, tsy very mandeha »
|16.09.2026|
𝐅𝐎𝐑𝐔𝐌 𝐃𝐄𝐒 𝐌𝐄́𝐓𝐈𝐄𝐑𝐒 « 𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐉𝐀𝐑𝐀 𝐀𝐒𝐀𝐊𝐎 »
Hotanterahina ny 18-19 septambra 2026 izao eo amin’ny Parvis analakely ny « Forum des métiers ». Sehatra ho fampahafantarana sy fanoroana làlana ary ny fanamafisana ny fifandraisana eo amin’ny tanora sy ny tontolon’ny asa izany
Mandritra ireo roa andro ireo dia hanome fahafahana ho an’ny tanora hahazo fampahalalana momba ireo sehatra sy asa samihafa sy hifanakalo hevitra amin’ireo mpisehatra eo amin’ny tontolon’ny asa ary hahazo fanoroana làlana hanomanana ny hoaviny arak’asa no tanjona amin’izany.
Hisy ihany koa ny « Speed Meeting » izay hampifandray ireo mpiofana sy ireo tanora mitady asa amin’ireo mpampiasa, ka hanamora ny fifanakalozana sy ny fahafantarana ireo fahafahana arak’asa mifanaraka amin’ny fahaiza-manao sy ny filàn’ny tsenan’asa.
Minisiteran'ny Asa, ny Fampananana Asa, ary ny Asam-Panjakana
Sos Villages d'Enfants Madagascar
© METFP, Septambra 2026