CUA IV arrondissement

CUA IV arrondissement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from CUA IV arrondissement, Political organisation, Anosy, Antananarivo.

Tanana madio ,tanana milamina
29/05/2026

Tanana madio ,tanana milamina

📌 Vita soa aman-tsara ny fifamindram-pahefana teo amin’ny 1er Adjoint Délégué teo aloha sy ny 1er Adjoint Délégué vaovao...
18/05/2026

📌 Vita soa aman-tsara ny fifamindram-pahefana teo amin’ny 1er Adjoint Délégué teo aloha sy ny 1er Adjoint Délégué vaovao, Heriniaina Solofo Razanadrakoto, teto amin’ny Boriboritany Voalohany.

Nanatrika izany ny SG Adjoint CUA, ny Délégué ary ireo mpiara-miasa rehetra teo anivon’ny Boriboritany. Nandritra ny lahateniny dia nanambara ny 1er Adjoint Délégué vaovao fa hisy hatrany ny fitohizan’ny asa sy ny fiaraha-mientana ho fampandrosoana ny Boriboritany.

Tonga nanotrona sy nanamafy ny firaisankina ihany koa ireo ekipa mavitrika mpiaradia hatrany.

Tontosa soa aman-tsara ny fifamindram-pahefana teo amin’ny 1er Adjoint Délégué sy ny 2 éme Adjoint teo aloha sy ny 1er A...
18/05/2026

Tontosa soa aman-tsara ny fifamindram-pahefana teo amin’ny 1er Adjoint Délégué sy ny 2 éme Adjoint teo aloha sy ny 1er Adjoint Délégué sy ny 2 éme Adjoint vaovao,, teto amin’ny Boriboritany Fahatelo .

Nanatrika izany ny SG Adjoint CUA, ny Délégué ary ireo mpiara-miasa rehetra, ny solon_tenan'ny CM ary ireo mpikambana.Mirary fahombiazana amin'ny Adidy sy Andraikitra ho anareo Mianadahy.

❗️ Fandaminana ny Tsenan' Isotry🧹Mitohy hatrany ny fandaminana sy fanadiovana ataon'ny Kaominina  Antananarivo Renivohit...
18/05/2026

❗️ Fandaminana ny Tsenan' Isotry

🧹Mitohy hatrany ny fandaminana sy fanadiovana ataon'ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.Isany tafiditra ao anatin'izany ny 📍 tsenan'Isotry ( Anatihazo, Ambalavao). Efa nisy filazana sy fampitandremana mialoha ho an'ireo mpivarotra izay voakasika.

🛣️ Efa miroso amin'ny " alignement" ny CUA amin'ny fanalalahana ny arabe sy mpandeha an- tongotra eny an- toerana.✨

🎯 Ny tanjona:
- TanĂ na Madio, TanĂ na Mandroso
__________
❗️Réorganisation du marché d’Isotry

🧹 La Commune Urbaine d’Antananarivo poursuit les travaux de nettoyage et de réorganisation dans la ville. Le marché d’Isotry, notamment les 📍 zones d’Anatihazo et d’Ambalavao, est concerné par cette opération.

🛣️ La CUA procède actuellement à « l’alignement » ou la libération des routes et des trottoirs afin de faciliter la circulation des véhicules et des piétons. 🫱🏼‍🫲🏽

🎯 Objectif :
• Une ville propre et mieux organisée. ✨

đź”´ Isany fanamby napetraky ny delegen'ny boriboritany faha efatra, Ramahandrimanana Solofo, nandritry ny fihaonany tamin'...
16/05/2026

đź”´ Isany fanamby napetraky ny delegen'ny boriboritany faha efatra, Ramahandrimanana Solofo, nandritry ny fihaonany tamin'ireo tompon'andraikitry ny asa fanadiovana eny amin'ny faritra Anosibe sy Anosizato atsinanana, ny fanatsarana ny asa sy ny fahadiovana amin'iny "axe" RN1 iny.

Mendrika tanĂ na madio sy milamina ny vahoakan'Antananarivo, mitaky ny fiaraha mientan'ny rehetra nefa izany.

➡️ NY FANARAHANA "DISCIPLINES" NO FANOVANA TOE-TSAINA VOALOHANY.

Zoma 15 Mey 2026 Nandray ny lehiben'ny tsena Namontana , Soamanatombo ary Mahamasina ny déléguén'ny boriboritany faha 4 ...
15/05/2026

Zoma 15 Mey 2026
Nandray ny lehiben'ny tsena Namontana , Soamanatombo ary Mahamasina ny déléguén'ny boriboritany faha 4 anio RAMAHANDRIMANANA SOLOFONIAINA .
Dinika izay nifantoka tanteraka ho amin'ny fanatsarana sy ho fampivoarana ireo tsena lehibe eto amin'ny boriboritany faha 4

Address

Anosy
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CUA IV arrondissement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share