22/08/2026
๐
๐ข๐ณ๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ก๐๐ง๐๐ฆ๐ฉ๐๐ฆ๐จ๐ค๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ญ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐ค๐๐จ๐ฆ๐ข๐ง๐ข๐ง๐ ๐๐จ๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐๐๐๐ง๐จ
21 Aogositra 2026_Vondrona tantsaha mpamokatra miisa 10, izay ahitana mpikambana 151, ka 85 ny vehivavy ary 45 ny tanora, no nisitraka tohana hanampamokarana. Masomboly tsaramaso fotsy 700kg, CUMA isan-karazany, toy ny courgette, choux de Chine, choux vert, ary zezika organika 5 000 kg no nozaraina tamin'izany.
Tany mirefy 10 ha eo ho eo no hambolena sy ampiasana ireo hanampamokarana, ao aminโny Sahandriaka Laharam-pahamehana Ambangana, Fokontany Ankaramalaza.
Hampitombo hatrany ny vola miditra sy ny fari-piainanโireo mpamokatra, ary indrindra ny hanamafy ny fahaleovantena ara-tsakafo ny isam-pianakaviana ireto tohana ireto.
Asa tanterahinโny Minisiteran'ny Fambolena sy ny Fahaleovantena ara-tsakafo, miaraka amin'ny Minisiteran'ny tontolo iainana sy ny Fampandrosoana lovain-jafy, ary Tantsoroky ny FAO Representation - Madagascar Comores Maurice Seychelles.
"๐
๐๐ฆ๐๐จ๐ฅ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ซ๐จ๐๐จ๐ซ๐จ๐๐จ, ๐๐ง๐ญ๐จ๐ค๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐
๐๐ก๐๐ฅ๐๐จ๐ฏ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ซ๐-๐ญ๐ฌ๐๐ค๐๐๐จ"