17/09/2026
๐๐๐๐๐ | ๐๐
๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐ : ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
๐ ๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Ho fanamafisana ny toerana misy anโi Madagasikara eo aminโny sehatry ny fizahantany iraisam-pirenena, dia nandray anjara taminโny tsenabe IFTM Top Resa 2026, notanterahina tao Paris ny 15 hatramin'ny 17 Septambra, ny firenena malagasy. Mandritra izao hetsika izao, dia mitondra ny anjara birikiny aminโireo fihaonana sy fifanakalozana aminโireo mpisehatra ary mpiara-miombonโantoka aminโny fizahantany Ramatoa Sekretera Jeneralinโny Minisiteranโny Fizahantany sy ny Asatanana, Dr RAZANAMARIA Lรฉa.
๐ค ๐๐จ๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐ฒ ๐ญ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐ข๐ง๐ ๐ก๐จ๐ ยซ ๐
๐ข๐ฃ๐๐ซ๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง-๐ญ๐๐ง๐ฒ : ๐ฆ๐๐ฆ๐จ๐ซ๐จ๐ง๐ ๐ฅ๐๐ง๐ฃ๐ ๐ฅ๐จ๐ฏ๐๐ข๐ง๐ฃ๐๐๐ฒ ๐ฆ๐๐ง๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ข๐ณ๐๐จ ๐ญ๐จ๐ง๐ญ๐จ๐ฅ๐จ ๐ข๐ณ๐๐จ ยป, ๐ค๐ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ณ๐๐ก๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐ฅ๐จ๐ฏ๐๐ข๐ง๐ฃ๐๐๐ฒ ๐ง๐จ ๐๐จ๐ญ๐จ๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐๐ง๐๐ซ๐จ๐ฌ๐จ๐๐ง๐. ๐๐จ๐ก๐๐ฆ๐๐๐ข๐ฌ๐ข๐ง๐ ๐ข๐ก๐๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ ๐ง๐ฒ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฏ๐๐ค๐ ๐๐งโ๐ข ๐๐๐๐๐ ๐๐ฌ๐ข๐ค๐๐ซ๐, ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐ ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ก๐๐ซ๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ซ๐-๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ง๐๐ง๐๐ง๐ฒ, ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐จ๐๐ญ๐จ๐๐ฏ๐ข๐ง๐ ๐ฆ๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ, ๐๐ข๐ ๐ง๐ฒ ๐
๐ข๐ก๐๐ฏ๐๐ง๐๐ง๐.
โญ Anisanโireo fomba fanao tsara hampiroboroboana ny fizahantany lovainjafy ny fandraisanโanjaranโny vondrom-piarahamonina aminโny fitantanana ireo toerana fizahantany, ny fampifandraisana ny asa tanana Vita Malagasy aminโny sehatry ny fandraisam-bahiny, ary ny fampivelarana ny fizahantany miadana sy manaja ny tontolo iainana. ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ข๐ณ๐๐ง๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐๐ง๐๐๐๐ง'๐ข ๐๐จ๐ญ๐ซ๐ฒ, ๐ข๐ณ๐๐ฒ ๐ฆ๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐๐ง๐๐ซ๐๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ข๐ณ๐๐ก๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐๐ญ๐๐ง๐๐ง๐, ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ฌ๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ญ๐๐ค๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ฃ๐ข๐ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐๐ง๐ญ๐๐ง๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง'๐ง๐ฒ ๐๐ญ๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ญ๐จ ๐ก๐๐ง๐๐ฌ๐จ๐ง๐ ๐๐๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐ง๐ฒ ๐ก๐๐ซ๐๐ง๐ ๐ฏ๐จ๐๐ฃ๐๐ง๐๐ก๐๐ซ๐ฒ, ๐ง๐ฒ ๐ค๐จ๐ฅ๐จ๐ง๐ญ๐ฌ๐๐ข๐ง๐ ๐๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐๐ฌ๐ ๐ญ๐๐ง๐๐ง๐ ๐ฆ๐๐ฅ๐๐ ๐๐ฌ๐ฒ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฌ๐๐ก๐๐ญ๐ซ๐ ๐ข๐ซ๐๐ข๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐ข๐ซ๐๐ง๐๐ง๐.
Anisanโireo fanamby lehibe ny fanatsarana ny fotodrafitrasa sy ny fampifandraisana ireo toerana fizahantany, ny fampidinana ny saranโny fitaterana anโhabakabaka ary ny fahazoana famatsiam-bola ho anโny tetikasa miaro ny tontolo iainana. Mba hisorohana ny fitohananโny mpitsidika aminโireo toerana sasany, dia ilaina ihany koa ny fanapariahana ny fizahantany aminโireo faritra sy vanim-potoana samihafa, ary ny famaritana ny fetran'ny mpitsidika zakan'ireo toerana marefo.
Ho fampandrosoana lovainjafy, dia apetraka ho laharam-pahamehana ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny vakoka ara-kolontsaina, ny fanajana ny fomba amam-panao ary ny fandraisanโanjaranโny vondrom-piarahamonina eny ifotony aminโny fitantanana ny fizahantany.
Madagasikara : mamorona lanja lovainjafy aminโny alalanโny fizahantany, ho anโny mponina, ny kolontsaina ary ny tontolo iainana.
๐ต๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐โ๐ ๐ด๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐ฐ๐ญ๐ป๐ด ๐ป๐๐ ๐น๐๐๐ ๐จ๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐จ๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐โ๐ ๐ด๐๐
๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐
๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐โ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐
๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐โ๐๐ ๐ด๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐ป๐๐๐๐๐๐๐ ๐ท๐ฐ๐ช ๐๐๐ ๐๐ ๐ถ๐๐๐๐๐-๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐, ๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐ "๐ซ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐ด๐๐
๐๐๐๐๐๐๐."