18/09/2026
Mbola mitohy ny fanavaozana tanteraka ny lisim- pifidianana sy fisoratana anarana vaovao izay anasana antsika rehetra feno 18 taona manana kara- panondro.
Afaka manantona ny fokontany avy hatrany ireo izay tsy tratra an- trano mihitsy mitondra kara-panondro.
Adidy tsy maintsy atao ny misoratra anarana afahanao mifidy sy manana kara-pifidianana.
Mankasitraka tompoko.๐