MiRab Solutions

MiRab Solutions Creation d’entreprise - Conseils - Formations - Gestion -Assistance fiscales.

💥Satisfaits ou remboursés💥💥Aza adino fa @ 31/03/26 ny fara-fandohavana ny impôt synthétique.....Afaka manavao  carte fis...
13/02/2026

💥Satisfaits ou remboursés💥

💥Aza adino fa @ 31/03/26 ny fara-fandohavana ny impôt synthétique.....Afaka manavao carte fiscale sy manao ny procedures ilaina rehetra izahay.

💥Ho anao tsy manana fotoana hivezivezena sy hilaharana afaka manangana ny orinasa anao ho ara-dalana ihany koa izahay azahoana NIF - STAT - RCS.

💥Afaka manontany fa maro be ny "services" afaka sitrahana ato aminay.

💥Contact: 034 51 674 83.

Vaovao ny taona,ndao anao "JEUX" azahoana offre crédit na vola izay mety aminareo.Izay mahazo mba hiangaviana hanao capt...
21/01/2026

Vaovao ny taona,ndao anao "JEUX" azahoana offre crédit na vola izay mety aminareo.
Izay mahazo mba hiangaviana hanao capture eo @ commentaires 🙏🙏.
🔥CONDITIONS💥
1) Asio j'aime ny page (suivre tsy adino).
2) 👉Mentionéo ny namana rehetra hilalao sy hanaraka ny page
3) Partagéo @ groupe 4 misy anao ny page.
4) Apetrao eo @ commentaires "Je participe miaraka @ numéro andefasana ny crédit na ny vola".
Izay abonnés mahazo réaction betsaka indridra no mahazo anatin'ny lalao , dimanche hariva ny fisarihana.
Andao ary e 🥰😍

💥Satisfaits ou remboursés: 149 000 Ar monja no alohanao sans frais administratifs💥Tolotra hatramin'ny 31/01/26.Contact 0...
21/01/2026

💥Satisfaits ou remboursés: 149 000 Ar monja no alohanao sans frais administratifs💥Tolotra hatramin'ny 31/01/26.
Contact 034 51 674 83.
Vao2 ny taona,ndao atomboka amin'izay ny projet......
- Sokafanay ho ara-panjakana ny orinasa anao:carte fiscale,carte STAT,RCS......
- Tsy mila milahatra sy misahirana mivezivezy intsony fa izahay no manomana ny taratasy rehetra.
Ndao ary fa mihandry anareo izahay 💥.

11/01/2026

💥Satisfaits ou remboursés: 149 000 Ar monja no alohanao sans frais administratifs💥Tolotra hatramin'ny 31/01/25.Contact 0...
06/01/2026

💥Satisfaits ou remboursés: 149 000 Ar monja no alohanao sans frais administratifs💥Tolotra hatramin'ny 31/01/25.

Contact 034 51 674 83.

Vao2 ny taona,ndao atomboka amin'izay ny projet......

- Sokafanay ho ara-panjakana ny orinasa anao:carte fiscale,carte STAT,RCS......
- Tsy mila milahatra sy misahirana mivezivezy intsony fa izahay no manomana ny taratasy rehetra.

Ndao ary fa mihandry anareo izahay 💥.

💥Satisfaits ou remboursés💥1) Vonona ny hanolotra service haingana sy azo antoka ho anareo amin'ny sarany tena mirary.2) ...
11/11/2025

💥Satisfaits ou remboursés💥
1) Vonona ny hanolotra service haingana sy azo antoka ho anareo amin'ny sarany tena mirary.
2) Ho anao tsy manana fotoana hivezivezena sy hilaharana.
3) Tafatsangana ara-dalana tsara ny orinasa azahoana NIF - STAT - RCS.Izahay no mikarakara ny taratasy rehetra.
3) Afaka manontany fa maro be ny "service" afaka sitrahanareo ato aminay.
Ndao ary fa mihandry anareo izahay 💥. Contact: 034 51 674 83.

22/10/2025

Matetika isika sahirana misafidy ilay "formes juridiques" rehefa hanangana ilay orinasa antsika:

Ny maha samy hafa ny "EI sy ny SARL" no indro ho zaraina amintsika androany:

1) Ny Entreprise individuelle (EI): dia natokana ho an'olon-tsotra,mitambatra ho iray ihany ny fananan'ny orinasa sy ny tompony, izany oe tompon'andraikitra feno amin'ilay orinasa ny olona misoratra aminy raha misy trosa sns....
Ny EI tsy afaka ho avadika SARLU na SARL mihitsy.

2) Ny Société à Responsabilité Limitée (SARL): Misaraka tsara mihitsy ny fananan'ny orinasa sy ny tompony satria voafetra amin'izay "parts" na ny vola narotsaka tao ny andraikitra raisin'ny "associés" tsirairay.
Raha misy ny "perte" na trosa ohatra de tsy voakitika ny fananan'ny tompon'ny orinasa fa voafetra amin'izay "parts" no entin'ny tao anatin'ny orinasa ihany ny andraikitra raisiny.

Hialana tsiny raha mifangaro ny teny ampesaina mba hampazava azy kokoa.

Araho hatrany ny pejin-tsika.

22/10/2025

Quelles sont les différences entre une EI et une SARL:

1) Entreprise individuelle (EI): créée par une personne physique,les biens personnels et ceux de l'entreprise sont confondus.
Il n’est pas possible de transformer une entreprise individuelle en une société commerciale.

2) Société à Responsabilité Limitée (SARL) pouvant être Unipersonnelle (SARLU) : personne morale distincte du ou des associés qui se partagent les parts, dirigée par un gérant avec ou sans co-gérant nommé par les associés.
Le patrimoine personnel de l’associé est protégé en cas de perte : il n’est responsable qu’à hauteur des apports au capital de la société.

💥Satisfaits ou remboursés💥1) Vonona ny hanolotra service haingana sy azo antoka ho anareo amin'ny sarany tena mirary.2) ...
20/10/2025

💥Satisfaits ou remboursés💥

1) Vonona ny hanolotra service haingana sy azo antoka ho anareo amin'ny sarany tena mirary.

2) Ho anao tsy manana fotoana hivezivezena sy hilaharana.

3) Tafatsangana ara-dalana tsara ny orinasa azahoana NIF - STAT - RCS.Izahay no mikarakara ny taratasy rehetra.

3) Afaka manontany fa maro be ny "service" afaka sitrahanareo ato aminay.

Ndao ary fa mihandry anareo izahay 💥. Contact: 038 55 498 16.

20/10/2025

Address

Antananarivo 105
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MiRab Solutions posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share