05/04/2026
Efa tsara koa misy olo responsable maรฑano raha tsy manjary gadraiรฑa!!
๐๐๐ฃ๐ :
๐ด๐ฅ๐ณ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐ฌ๐ฌ๐ฌ ๐๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ป๐ผ ๐๐ฎ๐ธ๐ฎ๐น๐ผ๐ป'๐ป๐ ๐ณ๐ถ๐ฑ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐บ๐ฝ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐น๐ผ๐๐ฎ๐๐ฎ, ๐ป๐ถ๐ฑ๐ผ๐ฏ๐ผ๐ธ๐ฎ ๐ฒ๐ป๐ ๐๐ป๐๐ฎ๐ป๐ถ๐บ๐ผ๐ฟ๐ฎ ๐ป๐ ๐ง๐ฎ๐น๐ฒ๐ป'๐ป๐ ๐๐๐ฃ๐ ๐๐ฒ๐ผ ๐ฎ๐น๐ผ๐ต๐ฎ.
๐นNitrangana kolikoly nandritra ny fikarakarana ny adina fifaninanana hidirana ho mpianatra mpisolovava, sy ny fanadinana hahazoana Certificat dโAptitude ร la Profession dโAvocat (CAPA), tamin'ny andiany faha-17 sy faha-18 (2024โ2025), teny amin'ny IFPA na ny "Institut de Formation Professionnelle des Avocats", araka ny vaovao navoakan'ny BIANCO.
๐นNisy ny fampidirana tsy ara-dalร na ankizy 19 taona, izay manitsakitsaka ny fetran-taona farany ambany 21 taona afaka miatrika fanadinana. Teo ihany koa ny fitakiana vola 7 000 000 Ariary ho takalon'ny fahafaham-panadinana ; ny famafร na ny angon-draikitra mba hanakanana ny fanadihadiana sy nanaovana fitsarana mitanila ho tombotsoan'ireo ankizy nanana fifandraisana tamin'ireo tompon'andraikitra sasany.
๐นTaorian'izay, niakatra Fampanaovana tetsy amin'ny PAC ny Talen'ny IFPA teo aloha, izay voarohirohy tamin'io raharaha io ka naiditra am-ponja vonjimaika eny amin'ny fonjan' Antanimora ny tenany, miandry ny fotoam-pitsarana azy.
____________________
Araho hatrany ny pejintsika, aza hadinoina ny manisy rรฉactions sy mizara ny vaovao.