ORN DIANA

ORN DIANA La Nutrition, garant d'un Capital Humain pour
un Développement social et économique Durable (ODD 2 : Faim zéro)

Resy lahatra ny mpianatra paramed fa fototry ny fahasalamana ny fanjariantsakafo, ka nangataka ny hiofana amin'izany izi...
16/12/2022

Resy lahatra ny mpianatra paramed fa fototry ny fahasalamana ny fanjariantsakafo, ka nangataka ny hiofana amin'izany izireo alohan'ny hiasany. Ny mpianatra L3 tao amin'ny ISISFA Antsiranana no nofanina teto.
Nifaranana tamin'ny fiarahana miala hetaheta ny fiofanana, ary nomena fanamarinana ny fahavitany fiofanana momba ny fanjariantsakafo ny mpianatra rehetra.
Faly ny rehetra ary nanome toky ry zareo fa raha misy ilàn'ny ORN DIANA azy dia vonona ny tsirairay hifanome tànana.

Tontosa androany 18 Aogostra 2022 ny tao @ Restaurant Annexe ANKARANA ny  fivorina hoan'ny telovolana faharoa ny Groupe ...
18/08/2022

Tontosa androany 18 Aogostra 2022 ny tao @ Restaurant Annexe ANKARANA ny fivorina hoan'ny telovolana faharoa ny Groupe de Responsable Suivi Évaluation en Nutrition hoany faritra DIANA, izay nanaovana :
_Ny Fampisehoana s'y fankatoavana ny POI 2022 s'y n'y CCR enimbolana voalohany
_Ny fanamafisana n'y fanentana amin'ny famaranana fanangonana n'y donnés cartographie 2021
_ Ny fanaovana ny mise à jour ny Données structurelles 2022 .

Nandray anjara t@ fambole -kazo faobe régional 2022 , androany 10 mars ny ORN DIANA , fandraisana anjara mba ho fanantan...
10/03/2022

Nandray anjara t@ fambole -kazo faobe régional 2022 , androany 10 mars ny ORN DIANA , fandraisana anjara mba ho fanantanterahana ny tanjona napetrakin'ny fitondrampanbakana amin'ny fandrakofana ala indray ny Madagascar.

Natao androany zoma faha 4 febroary 2022 ny fifanaovan-tsonia  manamarika fiarahamiasa ny ORN DIANA sy ny AFAFI NORD ami...
04/02/2022

Natao androany zoma faha 4 febroary 2022 ny fifanaovan-tsonia manamarika fiarahamiasa ny ORN DIANA sy ny AFAFI NORD amin'ny ady amin'ny tsifanjariantsakafo ato agnatiny Faritra DIANA .
Toerana iasàna : District : Ambilobe
Communes : 6 , Sites/Fkt: 22

Natao omaly Alarobia faha 2 febroary 2022 ny fivoriana niarahana tamin'ny ekipany AFAFI NORD mahakasika fahampafantarana...
03/02/2022

Natao omaly Alarobia faha 2 febroary 2022 ny fivoriana niarahana tamin'ny ekipany AFAFI NORD mahakasika fahampafantarana ny fiantombohany fiarahamiasa ny roatonta ary fandinihana ny fomba n'a hendrikiny fifanaovan-tsonia ny COM na Cadre d'obligation Mutuelle izay hoatao ny Zoma faha 5 febroary 2022 amin'ny 9 ora maraina ai amin'ny Biraony ORN DIANA.

03/02/2022

L'Office National de Nutrition recrute :
🕵️🕵️🕵️Deux (02) Responsables de Suivi-Evaluation et Système d'informatios (RSESI)

🇲🇬🇲🇬🇲🇬 Pour les régions : ITASY et IHOROMBE

Vous pouvez envoyer votre candidature par
📧📧📧 email à : [email protected] et
[email protected]
📃📃📃Ou directement à notre adresse à Anosy, en face de la HJRA

⚠️⚠️⚠️ Au plus t**d : Le 07 Février à 16H00

Merci de bien lire l'offre 😊😊

Groupe des Responsables de Suivi Évaluation Région DIANA (GRSE DIANA)Tontosa androany  28 Janoary 2022 tao amin'ny Resta...
28/01/2022

Groupe des Responsables de Suivi Évaluation Région DIANA (GRSE DIANA)
Tontosa androany 28 Janoary 2022 tao amin'ny Restaurant annexe ANKARANA ny fivoriana ny GRSE hoany Faritra DIANA.
Ny tanjona dia ny fanamafisana ny "système de suivi évaluation du secteur nutrition"ary fanatsarana ny "coordination multisectlrielle et multi- acteurs pour le renforcement de la nutrition".
Tonga nagnomia voninahitra ny fivoriana ny solontegnany Gouverneur ny Faritra DIANA dia Directeur du Développement sy ny Coordonnateur Régional ny ORN DIANA

27/01/2022
22/01/2022

🍓🍒🥑🥒🍞🥦🍐🍅🍏🍍🍊
Les aliments qui sont favorable à notre système immunitaire

22/01/2022
Réunion du GRSE (Groupe Régional de Suivi Évaluation en nutrition Région DIANA s'est tenue hier le 24/11/21 au Restauran...
25/11/2021

Réunion du GRSE (Groupe Régional de Suivi Évaluation en nutrition Région DIANA s'est tenue hier le 24/11/21 au Restaurant annexe ANKARANA

Célébration de 03 journées internationales : femmes rurales, aliments et élimination de la pauvreté réalisée à Anivirano...
28/10/2021

Célébration de 03 journées internationales : femmes rurales, aliments et élimination de la pauvreté réalisée à Anivirano Nord du 22 au 23 Octobre 2021.
Thème "Magnangy ambanivolo magnarigny tontolo iainagna, miatriky fiovaovan'ny toetrandro ndraiky ny tsifanjariantsakafo, hialagna amin'ny fahantrana"

Address

Batiment TAHERALY , 5 Rue Notre Dame Antsiranana ( Près Du Cathedrale )
Antsiranana
201

Telephone

+261321100310

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ORN DIANA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share