Pr Andrianjafimanjato Daniel

Pr Andrianjafimanjato Daniel Directeur de l'ISTE Fianarantsoa - Institut des Sciences et Techniques de l' Environnement - Université de Fianarantsoa

Mirary Asaramanitra feno fifaliana, fahasalamana ary fiadanana ho an’ny Malagasy rehetra.
26/06/2026

Mirary Asaramanitra feno fifaliana, fahasalamana ary fiadanana ho an’ny Malagasy rehetra.

Ankasitrahana feno ny Mpanolotsaina Avo ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Jeneraly RABEARIMANANA Lucien, tami...
14/04/2026

Ankasitrahana feno ny Mpanolotsaina Avo ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Jeneraly RABEARIMANANA Lucien, tamin'ny fanomezany seza maoderina ho an’ny ISTE Fianarantsoa.

‎Nifanindran-dalana tamin’izany moa ny fandraisana ireo mpianatra taona voalohany Tourisme-Management, izay hiditra amin'ny Tontolon'ny Anjerimanontolo ka nisy ny fanomezana Tso-drano azy ireo.
Ary teny feno torolanana mba ho mpianatra mahay sy tsara fitondran-tena sy mendrika izy ireo.

🌿✨ Joyeuses Pâques à tous ! ✨🌿En ce jour béni, nous célébrons la résurrection de Jésus-Christ, symbole d’espoir, de reno...
05/04/2026

🌿✨ Joyeuses Pâques à tous ! ✨🌿

En ce jour béni, nous célébrons la résurrection de Jésus-Christ, symbole d’espoir, de renouveau et d’amour infini.

Que cette fête remplisse nos cœurs de paix, de joie et de foi.

📖 « Il n’est point ici, il est ressuscité, comme il l’avait dit. »
— Matthieu 28:6

15/02/2026
Isaorana indrindra Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny 06 Febroary 2026 lasa teo ny fametrahana amin’ny fomba ofi...
09/02/2026

Isaorana indrindra Andriamanitra fa tontosa soa aman-tsara ny 06 Febroary 2026 lasa teo ny fametrahana amin’ny fomba ofisialy ny Filohan’ny Oniversiten’i Fianarantsoa, ireo Sojabe, ary ireo Tale.

Isaorana manokana ihany koa ny Mpanolotsaina Avo eo anivon’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara noho ny fitsidihana nataony teto amin’ny ISTE Fianarantsoa, ka nitondrany teny feno fahendrena, famporisihana ary fitiavana ho an’ireo mpianatra rehetra.

05/02/2026
Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2026
01/01/2026

Miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2026

30/12/2025
Miarahaba antsika rehetra tratry ny noely.Hitondra fitahiana ho antsika anie i jesoa zazakely.Mirary fety sambatra.
25/12/2025

Miarahaba antsika rehetra tratry ny noely.Hitondra fitahiana ho antsika anie i jesoa zazakely.Mirary fety sambatra.

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pr Andrianjafimanjato Daniel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share