École de Basket Anôsy

École de Basket Anôsy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from École de Basket Anôsy, Public School, Fort-Dauphin.

Salama EBA,Misy groupe natokana ho antsika misokatra any koa entanina isika handefa demande hidirana amin'ilay izy.Manka...
12/12/2024

Salama EBA,

Misy groupe natokana ho antsika misokatra any koa entanina isika handefa demande hidirana amin'ilay izy.

Mankasitraka.

Hilazana isika Ray aman-dreny fa efa miverina ny entraînement tsika.Alefaso milalao miaraka aminay ireo zazavavy fa ho k...
01/10/2024

Hilazana isika Ray aman-dreny fa efa miverina ny entraînement tsika.
Alefaso milalao miaraka aminay ireo zazavavy fa ho karakarainay tsara ary ampitiavana be 🥰

26/09/2024

Miarahaba antsika rehetra, Ray aman-dreny, zanaka.

Miverina ny entraînement tsika manomboka n'y sabotsy izao. Amin'ny 7h30 eny amin'ny Madapeche.

Manantena antsika Ray aman-dreny mba ho tonga fa hisy fivoriana kely ho fanatsarana ny école amin'io andro io, ka tonga daholo !

Raha mbola mpianatra ato amin'ny EBA dia tsy misy izay tsy mahafantatra an'i coach Melanie Afatsoa Mbehofata 😊 izay mita...
13/07/2024

Raha mbola mpianatra ato amin'ny EBA dia tsy misy izay tsy mahafantatra an'i coach Melanie Afatsoa Mbehofata 😊 izay mitarika ny club VARSITY!
Nohon'ny ezaka, finiavana ary indrindra fitiavana ilay taranja dia tonga amin'ny objectif voalohany ny coach TSIKA sy ny équipe ny🥰! Mbola mitohy ny ezaka fa tsy mijanona hatreto...
Izany rehetra izany dia handrisihina an-tsika zanaka vavy hanana objectif ary hanao izay hahatratrarana izany!
Ny fanatrehana kotrana tsy tapaka, ny fihezahana manitsy ny lesoka sy ny maro hafa no ahafahana mandroso...

Papa sy mama ô, omeo motivation foana izahay mba hazoto hikotrana foana. Dokafy izahay hoe vitanay io. Ary indrindra aza adino ny mampatsiahy anay fa kilalao io mba hananay esprit sy fo sportif.

Alefa coach Mélanie, alefa VARSITY ❤️

12/07/2024

Salama daholo.

Satria vacance ny andro dia hialasasatra daholo isika.
Ka miverina amin'ny volana novembre indray ny kotrana !
Mandrapiaona indray ary ooo 😘.

05/07/2024

Bonsoir ooo.
Kotrana rampitso rankizy aaa.

28/06/2024

Salama daholo ooo.
Rampitso ny fotoana eny amin'ny Madapeche à !
Amin'ny 7h30 toy ny mahazatra.

21/06/2024

Salama daholo ooo!
Arakin'ny filazan'ny "météo" dia hisy orana rahampitso.
Ka noho izany dia ho foanan-tsika aloha izany ny kotrana rampitso!
Mifampilaza azafady.

14/06/2024

Bonsoir bonsoir !

Tsy misy kotrana isika rampitso nohon'ny toetrandro a !
Mifampilaza azafady.
Mialatsiny amin'ny fahataran'ny fampahafantafana!

Address

Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when École de Basket Anôsy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category