Direction Régionale de la Communication et de la Culture ANÔSY

Direction Régionale de la Communication et de la Culture ANÔSY Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Direction Régionale de la Communication et de la Culture ANÔSY, Public & Government Service, Ambovomaiky, Fort-Dauphin.

30/03/2025
🇲🇬29 Martsa 1947/29 Martsa 2025🇲🇬FORT-DAUPHIN
29/03/2025

🇲🇬29 Martsa 1947/29 Martsa 2025🇲🇬
FORT-DAUPHIN

Alefa DRCC ANÔSY
29/03/2025

Alefa DRCC ANÔSY

ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY TEATRA Niompana tamin'ny ady amin'ny Doro-tanety ny loha-hevitra noentina ary naseho an-tseh...
27/03/2025

ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY TEATRA
Niompana tamin'ny ady amin'ny Doro-tanety ny loha-hevitra noentina ary naseho an-tsehatra izay notanterahin'ny mpianatra avy ao amin'ny CEG de Référence Fort-Dauphin.Ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy Atoa JOE KAMAMY no nanokatra tamin'ny fomba ofisialy an'ity lanonana ity.Nanotrona an'izao lanonana izao ihany koa ny DREN ANÔSY,'ny Solontenan'ny Prefektiora,ny avy amin'ny Solombavambahoka sy Ben'ny Tanana ary ny avy amin'ny DREFT indrindra ireo Ray Amandreny ara-drazana izay nanotrona

25/03/2025
🇲🇬21 Martsa 2025🇲🇬👉Nankalaza ny andro maneran-tany ho an'ny angano sy Poezia izahay ato anatin'ny Faritra Anôsy ka teto ...
21/03/2025

🇲🇬21 Martsa 2025🇲🇬
👉Nankalaza ny andro maneran-tany ho an'ny angano sy Poezia izahay ato anatin'ny Faritra Anôsy ka teto amin'ny EPP LOHALOVOKY Fokontanin'ny Ambinanibe Tolagnaro no nankalazana an'izany.Tamin'ny alalan'ny Fifaninana takasiry sy tononkalo no nanatanterahana an'izany ka navitrika ny mpianatra nanomboka tamin'ny T1 ka hatramin'ny T5 amin'ny fandraisana anjara.Ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy Atoa JOE KAMAMY no nitarika an'ity fankalazana ity.Ny tanjona moa dia ny hitazomana an'io Kolontsaina iray mampiavaka ny Faritra Anôsy io mba ho hain'ny taranaky amampara

🇲🇬11/12 Martsa 2025🇲🇬👉Nandritra ny roa andro no nidinana ifotony taty amin'ny Kaominina ambanivohitry RANOPISO, AGNALAPA...
13/03/2025

🇲🇬11/12 Martsa 2025🇲🇬
👉Nandritra ny roa andro no nidinana ifotony taty amin'ny Kaominina ambanivohitry RANOPISO, AGNALAPATSY ANKILIVALO, Distrikan'ny FARADOFAY izay notarihin'ny lehiben'ny fileovana eto Tolagnaro.Ny politika ankapoben'ny fanjakana izay tarihin'ny Filoha ANDRY RAJOELINA no natolotra teto ary samy nanolotra an'ireo Programan'asa avokoa ny isaky Ministera ka anisany nandray anjara amin'izany ny ato amin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy izay nosoloin'i Tale tena.Nisy ihany koa ny fanontanina sy fihenoana ny hetahetan'ireo vahoaka ty ifotony ka samy namaly an'ireo fanontanina izay manandrify azy ny Talem-paritra tsirairay. "Serasera vatofototry ny fampandrosoana"

Ireo Vehivavy lehiben'ny sampandraharaha ato anatin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy ary ny Del...
08/03/2025

Ireo Vehivavy lehiben'ny sampandraharaha ato anatin'ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Anôsy ary ny Delegen'ny Serasera sy ny Kolontsaina ao Amboasary.Mirary soa ho azy ireo

Address

Ambovomaiky
Fort-Dauphin
614

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Direction Régionale de la Communication et de la Culture ANÔSY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Direction Régionale de la Communication et de la Culture ANÔSY:

Share