28/02/2025
Efa miparitaka eny amin'ny tsena ny vary amin'ny vidiny 750 Ar araka ny fampanantenan'ny Filohampirenena araka ny hezaka ataon'ny Fitaleavam-paritry ny Ministeran'ny Commerce . Hita eny amin'ireo mpanijara eny amin'ny tsenan'ny marolaka,mahabibo,morafeno sy Tsaramandroso ireo vary nafarana ireo amin'ny vidiny 750Ar ny kapoaka