19/06/2025
𝟜𝟘𝟙 ℂ𝕚𝕧𝕚𝕜
1 𝗔𝗹𝗲𝗿𝘁𝗲 = 𝗰𝗼𝗻𝗻𝗲𝘅𝗶𝗼𝗻 𝗠𝗘𝗚𝗔 1 000𝗮𝗿 𝗿𝗲𝗺𝗯𝗼𝘂𝗿𝘀𝗲́𝗲
𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐢𝐭𝐚 𝐭𝐫𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐚𝐳𝐨 𝐚𝐡𝐢𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐨𝐥𝐨𝐧 𝐧𝐲 𝐌𝐚𝐡𝐚𝐣𝐚𝐧𝐠𝐚 𝐈 𝐢 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐞𝐨 𝐝𝐢𝐚 𝐚𝐳𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐚𝐥𝐚𝐬𝐚𝐥𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐞𝐟𝐚 𝐀𝐋𝐄𝐑𝐓𝐄 𝐚𝐭𝐲 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐲 (MP).
𝐎𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚:
👉 Fako amn toerana tsy tokony ho isy azy.
👉 Olona manao maloto amn toerana tsy atokana an izay.
👉 Sakafo amidy amn toerana maloto sns.
👉 Tapage nocturne.
👉 Sy maro tsy votanisa
Tᴏʜɪᴢᴀᴏ ɴᴏ ᴀɴᴀᴏᴠᴀɴᴀ ᴀᴢʏ: Daty Ora Toerana Sary na oronantsary (ho afeninay ny tarehy sy izay anarana mety ipotra) Fanazavana fohy an ilay tranga
MISAOTRA ANAO SAHADY AMN FANAMPIANAO FIVOHARANY MAHAJANGA💯🥰
CITOYEN de MOJANGAYA
Cette page dédiée à faire vivre notre amour pour la Ville de Majunga.
Hygiène / Sécurité / Santé / Devoirs citoyens / Viabilité
MOYEN POUR COMMUNIQUER AVEC LES RESPONSABLES