CEG NAN SAN

CEG NAN SAN école publique

16/07/2022

Résultat BEPC 65.05%
Arahabaina ianareo afaka.
Mampahery kosa ireo tsy afaka.
Isaorana manokana ireo mpampianatra sy mpanabe namolavola ireo mpianatra nandritra n'y 4 taona la nahatafita azy ireo amin'ny dingana manaraka

13/07/2022

Mbola aty amin'ny LMA hatramin'izao maka ny lisitry ny mpianatra afaka.
Niakatra ny vokatra 65.05%
Isaorana n'y Tompo
Arahabaina ireo afaka
Dia mampahery ireo tsy afaka

04/07/2022

Arahabaina isika mpanala fanadinana nahavita ny andro voalohany.
Mirary antsika hahavita tsara ny fanadinana ka hahita ny rariny sy ny mora

Fanolorana loka ho an'ireo mpianatra mendrika. Amin'ny 3e manao misimisy fa mianara tsara daholo
15/04/2022

Fanolorana loka ho an'ireo mpianatra mendrika. Amin'ny 3e manao misimisy fa mianara tsara daholo

04/01/2022

Ilazana isika fa araka ny hafatra avy any ambony dia amin'ny 17 janoary vao miditra indray ny mpianatra

Sarin'ireo maintimolaly tamin'ny fivoriana farany
24/12/2021

Sarin'ireo maintimolaly tamin'ny fivoriana farany

Fivoriana nifidianana ny Filoha maharitra ho an'ny FEFFI.Lany tamin'izany RAZAFINDRAIBE Lovaniaina Rasoarinoro
18/12/2021

Fivoriana nifidianana ny Filoha maharitra ho an'ny FEFFI.
Lany tamin'izany RAZAFINDRAIBE Lovaniaina Rasoarinoro

18/12/2021

Miarahaba antsika rehetra
Page CEG NANISANA vaovao Ty fa nisy nipirate le page teo aloha dia novainy ny admin.
Eto no ahitana vaovao marina momba ny CEG sy fandefasana hafatra.
Mazotoa ary

Address

RN2

Telephone

+261341743994

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CEG NAN SAN posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

  • Want your organization to be the top-listed Government Service?

Share