Thod Mofazar

Thod Mofazar Parlons en

02/12/2023

Tadidin-tsika ilay Question tamin'igny?
"Ampiana 5Taona manaraka ve?"
👉Voilà izké🤭

01/12/2023

Nareo no nifidy azy, de isika rehetra no hiara higoka ny... eto.
😏

"Iahay Tesaka tompoko tsy biby fapitahora, fa olombelo"Ka asa ya gna magniraky anareo toa?Ka tognotognony am'e ra hanina...
21/11/2023

"Iahay Tesaka tompoko tsy biby fapitahora, fa olombelo"
Ka asa ya gna magniraky anareo toa?
Ka tognotognony am'e ra haninareo roky e fevia-sika. Sy mikamba am'e rà haninareo iahay vahoaky atesaka maro agn'isa, sady sy miaraky mihina e vola azonareo amin'io.
👉"Izahay Antaisaka tompoko tsy biby fampitahorana, fa olombelona"
▪️Koa na iza no maniraka anareo ireto. Aoka tsy ho averimberina amin'ny zavatra ataonareo ny firazanan-tsika.
▪️Tsy mpikambana amin'io zavatra ataonareo io ny vahoaka antaisaka maro an'isa, ary tsy migoka ny vola azonareo amn'io.

😔😭🇲🇬NANINONA ARY ITY FIRENEKO?🇲🇬😭😔-IZA NO TOMPONANDRAIKITRI'NY NAHATONGAVANA AMIN'IZAO FIVAKIAN-DROA FAOBE IZAO?-MBOLA M...
16/11/2023

😔😭🇲🇬NANINONA ARY ITY FIRENEKO?🇲🇬😭😔
-IZA NO TOMPONANDRAIKITRI'NY NAHATONGAVANA AMIN'IZAO FIVAKIAN-DROA FAOBE IZAO?
-MBOLA MISY FANANTENANA VE? SA IZAO NO FIANTOMBOAN'NY FIAFARAN'NY FAHENDRENA MALAGASY?

13/11/2023

"Je ne vois pas la Concurrence. Il n'y à pas de rétroviseurs sur un Char d'assaut."
Bonne semaine à tous 😘

09/11/2023

Lasa misy Vovonan'OLOBE roa samy hafa indray le!
Fa ho aiza ihany isika ty eh?🤔

02/10/2023

Za alo niantsena de avy eo za nitsôka be!🤣
Matimaty foagna akio va!
🤣Chafadyyy🤣

30/09/2023

Nanonofy za t@ soir, fa Lany Filohampirenena tsika i ..., ary tena nankatoavin'ny rehetra. ♥️

07/09/2023

Asa mba fantatr'ireo ambasady frantsay ireo fa tena "Carrière envisagé" @ Gasy maro anie io ande la frantsa io fotsiny. 🤭

Toamasina 25/06/23 🤕😔😔Feu d'artifices (Hafaliana) ? saFeu de Détresses (Fahasahiranan'ny Vahoaka) ?
26/06/2023

Toamasina 25/06/23 🤕😔😔
Feu d'artifices (Hafaliana) ? sa
Feu de Détresses (Fahasahiranan'ny Vahoaka) ?

14/06/2023

Mangidy farany.
-Hivoaka an'i Mada, ho lazain'ny olona fa hitsoaka
-Hijanona mataotra valifaty raha sanatria tsy lany intsony
✌️😅✌️

Azo atao ve no mampiseho an'io Fanamian'ny Polisim-pirenena io @ Dokambarotra ana Orinasa Privé?Sa tena mahazo manao Dok...
07/04/2023

Azo atao ve no mampiseho an'io Fanamian'ny Polisim-pirenena io @ Dokambarotra ana Orinasa Privé?
Sa tena mahazo manao Dokambarotra ho an'ny Privé Mihitsy ny Polisy Malagasy?

Address

Tananarive

101

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261348960150

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Thod Mofazar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Thod Mofazar:

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed Government Service?

Share