RCR-Toamasina

RCR-Toamasina Pejy facebook ny RCR-TOLONA TOAMASINA
Rassemblement des Citoyens Responsables

MANKASITRAKA FIANARANTSOA.
22/09/2026

MANKASITRAKA FIANARANTSOA.

21/09/2026
20/09/2026

FANDAHARANA ATETO 'NDRAIKA
๐€๐ฅ๐š๐ก๐š๐๐ฒ 20 ๐’๐ž๐ฉ๐ญ๐ž๐ฆ๐›๐ซ๐ž 2026 @7๐จ๐ซ๐š ๐‡๐š๐ซ๐ข๐ฏ๐š

Vahininโ€™ny fandaharana Atoa Laza RAZAFIARISON, hiresaka momba ny toe-draharaha misy eto Madagasikara ankehitriny, ary koa ny fanovana rafitra izay vohizinโ€™ny RCR.

Ateto ndraika -Journal en Image
EMIT Fianarantsoa
Ignace Girafe Friperie
Kaoatry

TATITRA AN- TSARY NY CONFERENCE IZAY NATAO TAO @ ESPACE ANDRY TSIANOLONDROA!!!
17/09/2026

TATITRA AN- TSARY NY CONFERENCE IZAY NATAO TAO @ ESPACE ANDRY TSIANOLONDROA!!!


โœ…๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fianarantsoa indray izao rehefa vita ny Faritany Toliara.โœ…๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌNatao eny amin'ny Espace Andry Tsianolondroa ny Confรฉren...
13/09/2026

โœ…๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fianarantsoa indray izao rehefa vita ny Faritany Toliara.
โœ…๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌNatao eny amin'ny Espace Andry Tsianolondroa ny Confรฉrence sy ny Formation Fanovana Rafitra.
โœ…๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌFahalalana zaraina.

ANDRO FAHA 45 ANDROANY. VITA NY TETO ANTANIMORA SUD!!ROSO HATRANY NY DIA.     INDRAY NY MANARAKA
06/09/2026

ANDRO FAHA 45 ANDROANY. VITA NY TETO ANTANIMORA SUD!!
ROSO HATRANY NY DIA.


INDRAY NY MANARAKA

MISAOTRA FORT DAUPHIN !! TSY MORA TOMPOKO NY  . ISIKA REHETRA MITAMBATRA SY MIFAMENO NO HAHATONGAVANTSIKA @ ZANY. IZAY N...
04/09/2026

MISAOTRA FORT DAUPHIN !!
TSY MORA TOMPOKO NY .
ISIKA REHETRA MITAMBATRA SY MIFAMENO NO HAHATONGAVANTSIKA @ ZANY. IZAY NO ANTONY ITETEZANAY AN'I MADAGASIKARA.
MILA ANTSIKA I MADAGASCAR.
HO AVOTANTSIKA I MADAGASCAR, KA NA IREO MBOLA VARIMBARIANA AZA DIA HO AVOTANTSIKA MIARAKA SATRIA
AO ANATY SAMBO IRAY ISIKA.

Address

Toamasina

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RCR-Toamasina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share