Frérot Ralaivahiny

Frérot Ralaivahiny Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Frérot Ralaivahiny, Town Hall, Tsenegea, Toliary.

22/01/2026

With 24h Mada – I just got recognized as one of their top fans!

ANDROANY ZOMA ILAY FITSARANA NY RAHARAHA MAHAKASIKY NY FIFIDIANANA BEN'NY TANANA TAO AMINY KAOMININA TOLIARA VOALOHANY I...
01/08/2025

ANDROANY ZOMA ILAY FITSARANA NY RAHARAHA MAHAKASIKY NY FIFIDIANANA BEN'NY TANANA TAO AMINY KAOMININA TOLIARA VOALOHANY IZAY NATAOKO ATY ANTANANARIVO

NY MARINA TSY MBA MATY,FA MIANDRASA AM-PITOIANA RY VAHOAKIN'Y TOLIARA

ISAORAKO DAHOLO IANAREO NAMANA REHETRA IZAY NANOTRONA TAMINY VALAN-DRESAKA IZAY NIARAHAKO AMINY MPANAO GAZETY ANDROANY I...
25/07/2025

ISAORAKO DAHOLO IANAREO NAMANA REHETRA IZAY NANOTRONA TAMINY VALAN-DRESAKA IZAY NIARAHAKO AMINY MPANAO GAZETY ANDROANY ITY

# NY MARINA TSY MBA MATY ,FA MIANDRASA AMPITONIANA RY VAHOAKAN'YNY TOLIARA #

"Amin'ny maha ben'ny tanàna ahy, tsy ho mpitarika fotsiny aho fa ho mpiara-dia, ho mpiray tanàna, ho namana. Miaraka isi...
26/11/2024

"Amin'ny maha ben'ny tanàna ahy, tsy ho mpitarika fotsiny aho fa ho mpiara-dia, ho mpiray tanàna, ho namana. Miaraka isika, hanorina tanàna iray izay itambarantsika rehetra, izay androsoan'ny fianakaviana tsirairay, ary hahatonga ny hoavin 'ny Toliara ho mamiratra kokoa. Andao atao ohatra ny tanànantsika amin'ny fahombiazana sy ny firaisankina !" Frérot Ralaivahiny

"Amin'ny maha ben'ny tanàna ahy, tsy ho mpitarika fotsiny aho fa ho mpiara-dia, ho mpiray tanàna, ho namana. Miaraka isi...
26/11/2024

"Amin'ny maha ben'ny tanàna ahy, tsy ho mpitarika fotsiny aho fa ho mpiara-dia, ho mpiray tanàna, ho namana. Miaraka isika, hanorina tanàna iray izay itambarantsika rehetra, izay androsoan'ny fianakaviana tsirairay, ary hahatonga ny hoavin 'ny Toliara ho mamiratra kokoa. Andao atao ohatra ny tanànantsika amin'ny fahombiazana sy ny firaisankina !" Frérot Ralaivahiny Frerot Ralaivahiny Frerot l'homme Noir

Alhamdulillah 🤲🤲🤲     Tontosa soa ty fizarà ireo *Amboara* hoan'ireo laharana 01 sy faha 02 koa manao mahavelo bevata an...
19/11/2024

Alhamdulillah 🤲🤲🤲
Tontosa soa ty fizarà ireo *Amboara* hoan'ireo laharana 01 sy faha 02 koa manao mahavelo bevata an'Frérot Ralaivahinyiny izay vy sy angady nahitana an'izao Concours Qur'an sy Azan 1er ÉDITION izao, Allah ro hamaly ireo ezaka vitanao sy hananjify ireo fikasana tianao @ lahatriny in sha Allah ta'anla 🤲🤲

Address

Tsenegea
Toliary

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Frérot Ralaivahiny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category