Préfecture de Tsiroanomandidy Ofisialy

Préfecture de Tsiroanomandidy Ofisialy Pejy ofisialin'ny prefektioran'i Tsiroanomandidy

𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝟐𝟓 𝐒𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔.
24/09/2026

𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨 𝐭𝐬𝐲 𝐟𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐫𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐧𝐚 𝐤𝐚𝐫𝐚𝐦𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝟐𝟓 𝐒𝐞𝐩𝐭𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔.

18/09/2026
09/09/2026

🔵🔵 FORMATION OPK SY IT, PREFEKTIORA TSIROANOMANDIDY 🔵🔵

Mikasika ny formation ho antsika OPK sy IT izay voafantina taorian'ny entretien sy test informatique dia iangaviana isika mba hampandeha sy hijery ny findaintsika handray antso foana fa ho ampahafantarina antsika amin'ny alalan'ny antso ny daty sy fotoana hanatanterahana ny formation. Efa voarakitra aty ny numero findaintsika tsirairay ka iny no hiantsoana antsika.
Mankasitraka indrindra tompoko

08/09/2026

Nizotra tamimpilaminana ny alahady 6 ka nitohy alatsinainy 7 septambra ny fifantenana sy adina ara informatika ataon'ireo kandida OPK sy IT eto Tsiroanomandidy

👉🏼 *Méthodologie*
⏱️Natomboka t@ 9h araka ny fiantsoana Efa nalefa ny fandraisana sy fiantsoana ireo kandida IT 2 sy kandida OPK 61 voasivana.

🛑 Tonga avokoa ireo kandida IT 2.

🛑 Tonga ihany koa ny kandida 42/61 amin'ireo OPK.

📝 Niroso tamin'ny fanazavana ny fomba hanaovana ny entretien sy ny test pratique/informatique sy ny fanotaniana nasiambaliny avy eo.

👉🏼 *Fomba nanaovana ny test entretien sy test pratique/informatique*

🧺 *Manao antsapaka ireo kandida OPK 42/61 tonga ireo* araka ny référence dossier-ny tsirairay avy. *Antsapaka 2 no natao amin'izany* ka mahazo laharana 1 hatr@ 42 hiatrika ny entretien ary laharana 1 hatr@ 42 hiatrika ny test pratique/informatique.

🟢 Ny kandida IT 2 kosa *Tsy manao antsapaka* fa avy dia mifandimby miatrika ny entretien s ny test pratique/informatique

Rehefa samy nahavita antsapaka avokoa n'y rehetra dia nirava ny tapany maraina.

Nitohy ny alahady tolakandro t@13h ny fifantenana ka n'y kandida IT 2 no hanomboka ny entretien sy test pratique/informatique.

👉🏼Mizara 2 ihany koa ny komisiona manao ny asa fifantenana:
🔴 Ny apahany (Préfet, SG sy AD) mampanao ny entretien izay ferana ho 6 minitra isakin'ny kandida
🔴 Ny apahany kosa (AGT sy Chef CIR izay samy formateurs des formateurs) mampanao ny test pratique/informatique Izay ferana ho 7 minitra mitsinjara toy izao :
- 2 minitra ambava (hanaovana simulation ana olana mety hiseo eny ankianja ka olana efa tena nisy tao anaty phase 1 no averina eto)
- 5 minitra mampiasa ordinateur ka application TypinMaster2 no ampiasaina. Avy hatrany dia ao anatin'io application io no voatsara automatique sy manome naoty en pourcentage ny fahaizana manao saisie sy ny rapidité ary ny fahaizana mikirakira informatique ataon'ilay kandida. Manao andrana in3 isakin'ny 1 minitra ilay kandida ka ny vokatra tsara no raisina

🔵🔵 FIFANTENANA IREO OPK SY IT  HANAO NY ASA ATO ANATIN'NY PREFEKTIORAN'I TSIROANOMANDIDY 🔵🔵Tanteraka soamantsara ny fifa...
08/09/2026

🔵🔵 FIFANTENANA IREO OPK SY IT HANAO NY ASA ATO ANATIN'NY PREFEKTIORAN'I TSIROANOMANDIDY 🔵🔵

Tanteraka soamantsara ny fifantenana ireo OPK sy IT teto Tsiroanomandidy. Rehefa samy niatrika ny entretien sy test pratique/informatique ny kandida nanao izany dia tratra ny tanjona

👉🏼 Vokatra azo avy amin'ny entretien sy test pratique/informatique

?Marihana fa tamin'ireo kandida OPK 42 nanao antsapaka dia 7 no tsy niverina nanao entretien ary 1 kosa niverina nanao test pratique/informatique fa tsy nanao entretien.

👉🏻voafantina araka ny filaharan'izy ireo tsirairay avy ireo kandida ka OPK raikitra 9 sy OPK Liste d'attente 14 araka ny avis de recrutement no voaray.

Efa mivoaka peta-drindrina vao mangiran-dratsy teo ary indro havoaka eto @ pejy ny vokatra farany amin'ny fifantenana.

👉🏼 Ho fanajana hatrany ny mangarahara sy ny zon'ireo mpiadina dia malalaka tanteraka ny fijerevana ny naoty azon'ny kandida OPK sy IT rehetra eto @ biraon'ny Prefektiora ampitan'ny Tsiro hoan'izay kandida liana hijery izany.

Lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao OPK Efa voatsirika sy voafantina hanao entretien sy test pratique eto @ bi...
05/09/2026

Lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao OPK Efa voatsirika sy voafantina hanao entretien sy test pratique eto @ biraon'ny Prefektiora ampitan'ny Tsiro n'y alahady 6 septembre Tsy diso.

Lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao IT Efa voatsirika sy voafantina hanao entretien sy test pratique eto @ bir...
05/09/2026

Lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao IT Efa voatsirika sy voafantina hanao entretien sy test pratique eto @ biraon'ny Prefektiora ampitan'ny Tsiro n'y alahady 6 septembre Tsy diso.

Fanitsiana ny lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao IT
05/09/2026

Fanitsiana ny lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao IT

Fanitsiana ny lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao OPK
05/09/2026

Fanitsiana ny lisitr'ireo nanatitra antontan-taratasy hanao OPK

Address

Tsiroanomandidy

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Préfecture de Tsiroanomandidy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share