EPP Besakoa Toliara

EPP Besakoa Toliara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from EPP Besakoa Toliara, Public School, Besakoa, Tulear.

05/07/2026

MIRARY SOA SY FAHOMBIAZANA HO AN'IREO HANALA FANADINANA BEPC
BONNE CHANCE IABY E

Nahavita filaharana tamin'ny fetin'ny fahaleovantenan'ny Malagasy ny EPP BESAKOAArabaina tratran'ny antsaramanitra e!!
26/06/2026

Nahavita filaharana tamin'ny fetin'ny fahaleovantenan'ny Malagasy ny EPP BESAKOA
Arabaina tratran'ny antsaramanitra e!!

Nivoaka nandroany 21 Jiona ny résultats CEPE 2026 ato amin'ny Cisco Toliara I.Arabaina ireo ankizy afaka CEPEAry mankahe...
21/06/2026

Nivoaka nandroany 21 Jiona ny résultats CEPE 2026 ato amin'ny Cisco Toliara I.
Arabaina ireo ankizy afaka CEPE
Ary mankahery an'ireo izay tsy afaka.
95% ny taux de réussite ato amin'ny EPP BESAKOA

15/06/2026

BONNE CHANCE HO AN'NY ANKIZY HANALA CEPE REHETRA

Bonne chance rankizy.Mitsodrano anareo mba ho afala CEPE iaby
12/06/2026

Bonne chance rankizy.
Mitsodrano anareo mba ho afala CEPE iaby

EPP BESAKOA dia isan'ny sekoly tafiditra ao anatiny lisitra "école numérique" eto Toliara.
06/06/2026

EPP BESAKOA dia isan'ny sekoly tafiditra ao anatiny lisitra "école numérique" eto Toliara.

Tontosa ny Sabotsy 23 Mai 2026 teo ny fiarahabana tratrin'ny taona ny personnels sto amin'ny EPP BESAKOA – TOLIARA
25/05/2026

Tontosa ny Sabotsy 23 Mai 2026 teo ny fiarahabana tratrin'ny taona ny personnels sto amin'ny EPP BESAKOA – TOLIARA

Classe de 7eme
17/05/2026

Classe de 7eme

Address

Besakoa
Tulear

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EPP Besakoa Toliara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category