DRAE Atsimo Andrefana Officielle

DRAE Atsimo Andrefana Officielle Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DRAE Atsimo Andrefana Officielle, Government Organization, Tsimenatse, Tulear.

04/12/2025
22/11/2025
15/11/2025
π…πšπ¦π©π’π«π¨π›π¨π«π¨π›π¨πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐨𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚, π…πšπ«π’π­π«πš 𝐀𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨 π€π§ππ«πžπŸπšπ§πš  Nanomboka tamin’ny 10 hatramin'ny  27 novambra 2025 ...
15/11/2025

π…πšπ¦π©π’π«π¨π›π¨π«π¨π›π¨πšπ§πš 𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐒𝐨𝐦𝐩𝐒𝐚𝐧𝐚, π…πšπ«π’π­π«πš 𝐀𝐭𝐬𝐒𝐦𝐨 π€π§ππ«πžπŸπšπ§πš

Nanomboka tamin’ny 10 hatramin'ny 27 novambra 2025 ny fizarana masom-biby (ondry sy osy) ho an’ireo tantsaha marefo ao amin’ny distrikan’ny Betioky Atsimo sy Ampanihy (11 kaomina) izay iarahana amin’ny FAO, tohanan’ny Banky iraisam-pirenena (Banque Mondiale) vola amin’ny alalan’ny tetikasa MIONJO.

β˜‘οΈ Ondry sy osy miisa 3554 no hozaraina amin’ny tokatrano marefo 850. Ny tokatrano 427 amin’ireo dia efa nahazo traikefa tamin’ny saha-sekoly na CEP, ny ambiny kosa mpisitraka Cash+.

β˜‘οΈTanjona ny mba hitondrana fiovana (hampionjo) ny fiainan’ireo mpisitraka ny tetikasa indrindra ny lafin'ny ara-tsakafo sy ny fidiram-bola an-davan’andro.

"π˜Ώπ™šπ™¨ π™₯𝙧𝙀𝙙π™ͺπ™˜π™©π™šπ™ͺ𝙧𝙨 π™₯𝙧𝙀𝙨π™₯π™šΜ€π™§π™šπ™¨ π™₯𝙀π™ͺ𝙧 π™ͺπ™£π™š π™£π™–π™©π™žπ™€π™£ π™—π™žπ™šπ™£ 𝙣𝙀π™ͺπ™§π™§π™žπ™š."

Mandray anjara feno amin'ny fampiratiana izay atao ety amin'ny CCI Ivato ny DRAE Atsimo Andrefana miaraka amin'ny solon-...
05/09/2025

Mandray anjara feno amin'ny fampiratiana izay atao ety amin'ny CCI Ivato ny DRAE Atsimo Andrefana miaraka amin'ny solon-tenan'ny tantsaha mandritra ny "Foire Internationale de l'Agriculture" izay atao ny 04 - 07 Sept 2025.

MANASA ANAO HITSIDIKA NY STAND 59

27/08/2025

Address

Tsimenatse
Tulear
601

Opening Hours

Monday 08:30 - 17:30
Tuesday 08:30 - 17:30
Wednesday 08:30 - 17:30
Thursday 08:30 - 17:30
Friday 08:30 - 17:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DRAE Atsimo Andrefana Officielle posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share