Masoivoho Malagasy Maorisy

Masoivoho Malagasy Maorisy Embassy of Madagascar in Mauritius/Ambassade de Madagascar à Maurice

30 jona 2026 - Akon'ny fankalazana ny faha 66 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Madagasikara✅️ Mamerina ny fisaorana ...
30/06/2026

30 jona 2026 - Akon'ny fankalazana ny faha 66 taona niverenan'ny fahaleovantenan'i Madagasikara

✅️ Mamerina ny fisaorana ho antsika Malagasy nandray anjara tamin'ny fanentanana sy ny fiaraha-mientana.

✅️ Samia ho tahian'Andriamanitra isika.

29/06/2026
📣 Ho antsika mpiasa malagasy eto Maorisy.✅️ Ny Masoivoho dia mampahafantatra fa efa nandefasana hafatra ireo mpampiasa r...
23/06/2026

📣 Ho antsika mpiasa malagasy eto Maorisy.

✅️ Ny Masoivoho dia mampahafantatra fa efa nandefasana hafatra ireo mpampiasa rehetra, na orinasa na olon-tsotra, hanamorana ny fahatongavany rehetra tsy an-kanavaka.

✅️ Ireto liana ny handray anjara amin’ny hira sy dihy dia afaka miantso na mandefa hatra mivantana ny +23057250395.

📣 Ho fankalazàna ny fetin'ny fahaleovantena, ny Masoivoho Malagasy eto Maorisy dia mikarakara fety hiombonana ny Malagas...
19/06/2026

📣 Ho fankalazàna ny fetin'ny fahaleovantena, ny Masoivoho Malagasy eto Maorisy dia mikarakara fety hiombonana ny Malagasy ny Alahady 28 jiona 2026 eo amin'ny Plaza, Rose Hill.

Ny fandaharam-potoana:

11ora : fotoam-pivavahana iraisan-pinoana

12 ora: fanokafana ny lanonana

12ora sy 5 atramin'ny 7 hariva: hira sy dihy

7 ora: Arendrina

🍴Hisy mpivarotra sakafo Malagasy eny an-toerana.

Entano ny namana sy havana na Malagasy na Maorisiana.

📣 Ho antsika mitady asa.▶️ Tolotr'asa avy amin'ny AVIPRO CO LTD✅️ Miangavy antsika mba hamaky tsara ny fepetra takiana a...
09/06/2026

📣 Ho antsika mitady asa.

▶️ Tolotr'asa avy amin'ny AVIPRO CO LTD

✅️ Miangavy antsika mba hamaky tsara ny fepetra takiana ary handefa ireo antontan-taratasy takiana amin'ny adiresy mailaka misoratra eo ambany.

✅️ Ny Masoivoho tsy manelanelana fa mijanòna ho mpizara tolotr'asa. Araka izany, ny fangatahana fanampim-panazavana dia tokony alefa mivantana amin'ny mpampiasa.

✅️ Ny Masoivoho dia mirary fahombiazana ho antsika rehetra.

📣 Ho antsika mitady asa.▶️ Tolotr'asa avy amin'ny Poncini Limited✅️ Miangavy antsika mba hamaky tsara ny fepetra takiana...
01/06/2026

📣 Ho antsika mitady asa.

▶️ Tolotr'asa avy amin'ny Poncini Limited

✅️ Miangavy antsika mba hamaky tsara ny fepetra takiana ary handefa ireo antontan-taratasy takiana amin'ny adiresy mailaka misoratra eo ambany.

✅️ Ny Masoivoho tsy manelanelana fa mijanòna ho mpizara tolotr'asa. Araka izany, ny fangatahana fanampim-panazavana dia tokony alefa mivantana amin'ny mpampiasa.

✅️ Ny Masoivoho dia mirary fahombiazana ho antsika rehetra.

Address

Guiot Pasceau Street, Floreéal
Floréal
74112

Opening Hours

Monday 09:00 - 12:00
Wednesday 09:00 - 12:00
Friday 09:00 - 12:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Masoivoho Malagasy Maorisy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Masoivoho Malagasy Maorisy:

Shortcuts

Share