Tanora TIM Avaradrano - TIM Ofisialy

  • Home
  • Tanora TIM Avaradrano - TIM Ofisialy

Tanora TIM Avaradrano - TIM Ofisialy « Tonga miaraka no fanombohana… Miasa miaraka no fahombiazana »

Hafatra avy amin'i Tiavina Ratsimandresy, Sekretera jeneraly ny TANORA TIM AVARADRANO ⏬
30/03/2026

Hafatra avy amin'i Tiavina Ratsimandresy, Sekretera jeneraly ny TANORA TIM AVARADRANO ⏬

Hanao fanambarana goavana mahakasika ny raharaham-pirenena ny filoha Ravalomanana Marc anio any mahajanga.
28/03/2026

Hanao fanambarana goavana mahakasika ny raharaham-pirenena ny filoha Ravalomanana Marc anio any mahajanga.

Antsoina isika rehetra ho Eny amin'ny conseil d'état Anosy amin'ny 9:30 fa hiakatra Conseil d'Etat amin'ny 10h ny rahara...
09/03/2026

Antsoina isika rehetra ho Eny amin'ny conseil d'état Anosy amin'ny 9:30 fa hiakatra Conseil d'Etat amin'ny 10h ny raharaha mikasika ny Ben'ny Tanànan'Antananarivo Renivohitra.

20/02/2026
‼️ANTOKO TIM : nanolotra vary 12 tonnes; rano bidons de 20litres 350 , bouteilles de 1litre 3500Nandray anjara tamin'ny ...
14/02/2026

‼️ANTOKO TIM : nanolotra vary 12 tonnes; rano bidons de 20litres 350 , bouteilles de 1litre 3500

Nandray anjara tamin'ny fanampiana ny traboina tao Toamasina ‼️

Mizara 3 ny fanampiana ka nisy ny natolotra ny BNGRC,

Misy ny nomena ny fikambanana sy ny fiangonana ary misy ny nomena mivantana ireo tena sahirana kanefa sarodalana .

©Arphine
Arao hatrany ny pejy.

 fans
04/02/2026

fans

Ny Tiako i Madagasikara dia miezaka hatrany manaraka fitsipika ary efa nahafantarana ny Antoko hatramin'izany izany. Ila...
03/02/2026

Ny Tiako i Madagasikara dia miezaka hatrany manaraka fitsipika ary efa nahafantarana ny Antoko hatramin'izany izany. Ilaina ny mametraka fitsipika mba ialana amin'ny fihoaram-pefy sy ampahazava ny lalana hizorana.

“ Ny fitakiana ‘ feuille de route ’ dia tsy fitakiana fiaraha-mitantana fa fametrahana «balise» sy fifampitokisana amin'ny teti-andro sy fomba hitantanana ny firenena ”

An-tsary ny fifampiarahaban'ny antoko TIM teto Fianarantsoa, renivohitr'i Matsiatra Ambony. Anisany nanatrika izany ny s...
01/02/2026

An-tsary ny fifampiarahaban'ny antoko TIM teto Fianarantsoa, renivohitr'i Matsiatra Ambony.
Anisany nanatrika izany ny solombavambahoaka Avotraina Andriamosa ary nanana solon-tena tonga tany an- toerana ny TANORA TIM AVARADRANO (Ofisialy) tamin'ny alalan'ny SG Tiavina Ratsimandresy .

Velona ary matanjaka NY antoko TIM noho NY fananany fototra manerana NY nosy.



Tonga niarahaba ny Ray aman-dReny eto amin'ny distrikan' Avaradrano , Solombavambahoaka Avotraina Andriamosa mianakavy t...
23/01/2026

Tonga niarahaba ny Ray aman-dReny eto amin'ny distrikan' Avaradrano , Solombavambahoaka Avotraina Andriamosa mianakavy teny amin'ny trano fonenany ny Jeune TIM Avaradrano androany.

Fotoana nahafahana nifampirary soa noho ny taona vaovao sy nifampizara vaovao mahakasika ny fiainan'ny antoko Tiako i Madagasikara - TIM indrindra ny TIM eto amin'ny district Avaradrano.

fans

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tanora TIM Avaradrano - TIM Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Want your organization to be the top-listed Government Service?

Share