Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy

Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy, Public School, Ampitatsimo, Ambatondrazaka.

05/02/2026
Fankalazana ny 65 taona niverenan'ny fahaleovan-tena teo amin'ny kianjany kaominina Ampitatsimo.
27/06/2025

Fankalazana ny 65 taona niverenan'ny fahaleovan-tena teo amin'ny kianjany kaominina Ampitatsimo.

Mirary fahombiazana feno ho an'ireo mpianatra sy ireo tompon'andraikitra rehetra amin'ity tao-pianarana vaovao ity indra...
10/09/2024

Mirary fahombiazana feno ho an'ireo mpianatra sy ireo tompon'andraikitra rehetra amin'ity tao-pianarana vaovao ity indray!

Nanomboka anio faha 04 ny volana septembre ny EPIE eto anivony ZAP Ampitatsimo, izay no tanterahina teo anivony Lycée am...
04/09/2024

Nanomboka anio faha 04 ny volana septembre ny EPIE eto anivony ZAP Ampitatsimo, izay no tanterahina teo anivony Lycée ampitatsimo. Ny tanjona moa dia ny fanatevenana ny fahaiza-manao sy hanatsarana ny kalitaony fampianarana eto amin'ny zap Ampitatsimo ary fifampizarana ny traikefa amin'ireo mpampianatra.

01/03/2023Nofaranana tamin'ny filalaovana baolina kitra ny andron'ny sekoly retour amin'ny lycée Ampitatsimo.
02/03/2024

01/03/2023
Nofaranana tamin'ny filalaovana baolina kitra ny andron'ny sekoly retour amin'ny lycée Ampitatsimo.

29/02/2023Nanao hestika ara-koltoraly ny mpianatra eto anivony lycée Ampitatsimo mba hanamrihana ny andro faharoa ny and...
02/03/2024

29/02/2023
Nanao hestika ara-koltoraly ny mpianatra eto anivony lycée Ampitatsimo mba hanamrihana ny andro faharoa ny andron'ny sekoly.

28/02/2024Andro voalohany @ andron'ny sekoly. Fanadiovana faobe no nanombohan'ny lycée Ampitatsimo, niarahan'ireo mpiana...
29/02/2024

28/02/2024
Andro voalohany @ andron'ny sekoly. Fanadiovana faobe no nanombohan'ny lycée Ampitatsimo, niarahan'ireo mpianatra sy ny mpampianatra. Nisy ihany koa ny fambolen-kazo teo amin'ny faritrin'ny sekoly. Izany moa natao mba hianaran'ireo mpianatra anaty tontolo madio.

"sekoly ivon'ny fiarahamonina, mpianatra vonona sy Vanona ho amin'ny fandrosoana lovainjafy"
20/02/2024

"sekoly ivon'ny fiarahamonina, mpianatra vonona sy Vanona ho amin'ny fandrosoana lovainjafy"

Andro iraisam-pirenena ho an'ny fanabeazana
24/01/2024

Andro iraisam-pirenena ho an'ny fanabeazana

Address

Ampitatsimo
Ambatondrazaka

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lycée ampitatsimo LMS Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category