Centre Hospitalier Universitaire Anosiala

Centre Hospitalier Universitaire Anosiala Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Centre Hospitalier Universitaire Anosiala, Public & Government Service, Alakamisy Anosiala, Ambohidratrimo.

Avec ses infrastructures et ses équipements modernes, le Centre Hospitalier Universitaire Anosiala est un hôpital public malagasy de référence en matière de soins, de formation et de la recherche médicale.

Manoloana ny fanapariahana vaovao tsy marina in-3 miantaona nataon'i Mirana Ramanandraibe mikasika ny zanany narary taty...
10/04/2026

Manoloana ny fanapariahana vaovao tsy marina in-3 miantaona nataon'i Mirana Ramanandraibe mikasika ny zanany narary taty amin'ny hopitaly Anosiala, tamin'ny 23 martsa 2026, ary notohizany tamin'ny filazana fa maty ilay zaza ary farany hoe notazomina taty amin'ny morgue an'ny CHU ANOSIALA ny zanany dia manao izao fanambarana izao izahay eto anivon'ny fitantanana ny Hôpital :

- Lavinay marindrano ny fisian'ireo zavatra rehetra voatanisa ireo, satria sady tsy narary teto amin’ny hopitaly io zaza io, no tsy namoy ny ainy teto koa, ary, indrindra, tsy nitazona ilay voalaza fa razana kely efa manomboka miha-mamofona ny hopitaly. Manana ny politika manokana momba izany ny CHU ANOSIALA amin'ny maha-hopitalim-panjakana azy

- Melohinay marindrano ny fampielezana vaovao tsy marina toy izao izay manimba ny hopitaly iasanay, ary indrindra manome laza ratsy ny hopitalim-panjakana rehetra, koa angatahinay ny fitondram-panjakana mahefa handray ny andraikiny manoloana izao fanosoram-potaka ampahibemaso izao

08/04/2026
26/03/2026

Ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka dia miarahaba feno an-dRamatoa Minisitra, Dr. MANAGNA Monira, noho ny fanavaozana ny fitokisana azy hitantana hatrany ny Minisitera.

Maneho fisaorana feno an’Andriamatoa Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblikan’i Madagasikara, Kolonely RANDRIANIRINA Michaël, sy ho an’Andriamatoa Praiminisitra, Lehiben’ny Governemanta, RAJAONARISON Mamitiana, amin'izao toky napetrany izao.

Mahaleova mahalasàna tompoko, ary mirary fahombiazana hatrany amin’ny fanatanterahana ny andraikitra izay sahaninao.

📸 Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM

💯MIASA MIARAKA HO AN'NY FANOVANA, MANASITRANA NY FIRENENA.
©️Ny Fitaleavana ny Serasera.

25/03/2026

Address

Alakamisy Anosiala
Ambohidratrimo
105

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre Hospitalier Universitaire Anosiala posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Centre Hospitalier Universitaire Anosiala:

Share