Mana Soa

Mana Soa Mana Soa vous donnera les bonnes paroles de Dieu sous multiples formats multimedia: fond d'écran, image ou video animé,... Vivre et partager la parole de Dieu.

Mamafaza voa tsara.

Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. — Salamo 119 : 18
03/01/2026

Ampahirato ny masoko, mba hahitako Zava-mahagaga ao amin'ny lalànao. — Salamo 119 : 18

Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriama...
02/01/2026

Ary aza manaraka ny fanaon'izao tontolo izao; fa miovà amin'ny fanavaozana ny saina, hamantaranareo ny sitrapon'Andriamanitra, dia izay tsara sady ankasitrahana no marina.— Romana 12 : 2

Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kri...
02/01/2026

Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesoa. — Filipiana 4 : 7

25/01/2017

Address

Analakely
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mana Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category