Manohana RCR / TOLONA

Manohana RCR / TOLONA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌTambaben'ny OLOmpirenena Nampiraisin'ny Andraikitra na Rassemblement des Citoyens Responsable๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

21/09/2026

๐ŸŽ™๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FANDAHARANA ATETO โ€™NDRAIKA | Laza Razafiarison โ€“ RCR / TOLONA

Nivahiny tao aminโ€™ny fandaharana ยซ ATETO โ€™NDRAIKA ยป โ€“ Journal en Image Andriamatoa Laza RAZAFIARISON, Filohanโ€™ny Rassemblement des Citoyens Responsables (RCR/TOLONA), niaraka taminโ€™ny mpanao gazety Solofo Razakandrainy.

๐ŸŽค Resadresaka nifantoka indrindra taminโ€™ny toe-draharaha misy eto Madagasikara ankehitriny, ary koa ny Fanovan-drafitra izay vohizinโ€™ny RCR.

๐Ÿ’ฌ Araho, henoy ary zarao. Aza misalasala maneho ny hevitrareo.

๐Ÿ™ Misaotra ny Ateto ndraika -Journal en Image taminโ€™ny fandraisana sy ny fifanakalozan-kevitra.

18/09/2026

๐Ÿ“ป๐ŸŽ™๏ธ RCR / TOLONA TAO AMINโ€™NY RADIO TSIRY Fianara | REPLAY

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Nivahiny tao aminโ€™ny fandaharana ยซ DE HOLAZAIKO ยป tao aminโ€™ny Radio Tsiry Fianara, ny 18 Septambra 2026, Andriamatoa Laza Razafiarison, Filohanโ€™ny Rassemblement des Citoyens Responsables (RCR/TOLONA).

๐ŸŽ™๏ธ Nifantoka taminโ€™ny toe-draharaham-pirenena sy ny Fanovan-drafitra ny resadresaka sy fifanakalozan-kevitra, indrindra manodidina ny lohahevitra :

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ยซ Ahoana no hanovana rafitra hampandrosoana ny firenena ? ยป

โ–ถ๏ธ Ho anโ€™ireo izay tsy afaka nanaraka mivantana, na ireo maniry hihaino indray ny fandaharana, dia indro atolotra antsika manontolo ny resadresaka.

๐Ÿ’ฌ Ahoana ny hevitrao momba ny Fanovan-drafitra ?
Aza misalasala maneho hevitra sy mizara ny horonantsary mba hahafahanโ€™ny maro mandray anjara aminโ€™ny adihevitra.

๐Ÿ™ Misaotra ny Radio Tsiry Fianara taminโ€™ny fandraisana sy ny fifanakalozan-kevitra.

๐Ÿ“ฃ Zarazarao mba ho hitanโ€™ny maro! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ“ป

14/09/2026

๐ŸŽ™๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Fandaharana - Info Culture Media 2.0 - FM 104.8

๐Ÿ“… Alatsinainy 14 Septambra 2026

๐ŸŽค Atoa Andry Raharitsifa
๐Ÿ‘‰ Mpitarika ny antoko RCR โ€“ Rassemblement des Citoyens Responsables Analamanga.

๐Ÿ“บ Araho ny fandaharana!

13/09/2026

๐ŸŽ™๏ธ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Laza Razafiarison mandalo eto Fianarantsoa, nitafa taminโ€™ny mpanao gazety.

Napetrako taminy ny fanontaniana :

๐Ÿ’ฌ ยซ 53 andro izao no nanaovanareo fitetezam-paritra, nampahafantarana sy nampianarana ny olona momba ny Fanovan-drafitra. Inona avy ireo zavatra tsapanareo sy hitanareo nandritra ireo toerana maro nolalovanareo?

Mbola manana fanantenana ve ianareo aminโ€™ity fampianarana momba ny Fanovana Rafitra izay dradradrainareo ity? ยป

๐ŸŽฅ Henoy kely ny valinyโ€ฆ ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

โœ๏ธ Mikaia Tovolahy

๐Ÿ“ข๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Miarahaba tompoko,Taorian'ny fahombiazana sy ny fahalianana nasehon'ny vahoaka tany amin'ny faritra maro teto Madaga...
13/09/2026

๐Ÿ“ข๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Miarahaba tompoko,

Taorian'ny fahombiazana sy ny fahalianana nasehon'ny vahoaka tany amin'ny faritra maro teto Madagasikara, dia miroso amin'ny dingana vaovao indray ny RCR / TOLONA amin'ny alalan'ny Tournรฉe Grand Sud, hihaonana mivantana amin'ireo olom-pirenena any amin'ny faritra Atsimon'i Madagasikara.

๐Ÿ‘‰ Ka manasa antsika rehetra tsy ankanavaka hanatrika ny fiofanana maimaim-poana karakarain'ny Rassemblement des Citoyens Responsables, hiarahana amin'ny Filoha Nasionaly Laza Razafiarison.

Iresahana manokana mandritra izany ny:

โœ… Rafi-piaraha-monina
โœ… Rafitra Toe-karena
โœ… Rafitra Politika
โœ… Ny andraikitry ny olom-pirenena eny ifotony amin'ny fanovana rafitra

๐Ÿ“ Tournรฉe Grand Sud de Madagascar
๐Ÿ“… Manomboka amin'ity volana Jolay 2026 ity

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Sabotsy 25 Jolay 2026
๐Ÿ•— Ora : 08h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Tranom-pokonolona Betafo
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 65 620 75
โžก๏ธ 034 01 228 55

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Sabotsy 25 Jolay 2026
๐Ÿ•‘ Ora : 02h00 tolakandro
๐Ÿ“ Toerana : Tranom-pokonolona Ankazomiriotra
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 79 192 08
โžก๏ธ 033 31 014 91

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alahady 26 Jolay 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h30 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Trano fotsy avara-dalana, ambadikin'ny Fiangonana Jesosy Mamonjy
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 94 953 81
โžก๏ธ 038 42 351 25

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Talata 28 Jolay 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Bibliothรจque CLAC Miandrivazo
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 14 508 01
โžก๏ธ 037 55 706 99
โžก๏ธ 033 76 047 96

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alakamisy 30 Jolay 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Palais de l'ambiance - Mahabo
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 41 234 88
โžก๏ธ 037 67 291 42

๐Ÿ›‘ (Daty Roa)
๐Ÿ“… Zoma 31 Jolay 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 03h00 hariva na 15h00 de l'aprรจs-midi
๐Ÿ“ Toerana : ISCAMEN Morondava

๐Ÿ“… Sabotsy 01 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Salle d'oeuvre Catholique NDS

๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 36 237 16
โžก๏ธ 032 94 300 96

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alatsinainy 03 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Tranompokonolona Manja
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 02 061 92
โžก๏ธ 032 75 713 77
โžก๏ธ 034 31 276 68

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alakamisy 06 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Tranompokonolona Morombe
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 76 317 61
โžก๏ธ 034 27 070 06

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Sabotsy 08 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : BASIA Toliara
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 038 98 893 42
โžก๏ธ 034 43 430 75

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alahady 09 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 14h30
๐Ÿ“ Toerana : Espace El'inn - Maninday
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 038 98 893 42

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alarobia 12 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 02h00 ariva
๐Ÿ“ Toerana : Hefitranon'ny Mopera - Ankazoabo
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 94 195 64
โžก๏ธ 033 23 447 10

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 14 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h maraina
๐Ÿ“ Toerana : Le Relais Sakaraha
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 80 700 75
โžก๏ธ 034 03 505 03

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alatsinainy 17 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h30 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Masera Bezaha
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 46 801 01
โžก๏ธ 034 73 120 16
โžก๏ธ 033 53 092 46

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alarobia 19 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 02h tolakandro
๐Ÿ“ Toerana : CEG Manara-penitra Benenitra
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 21 275 69
โžก๏ธ 033 69 275 69

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 21 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Tranompokonolona - Betioky Atsimo
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 29 739 05
โžก๏ธ 033 02 360 77

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alahady 23 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Lycรฉe Hoavin'i Linta - Ejeda
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 48 900 51
โžก๏ธ 033 89 151 06

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Talata 25 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Trano malalaka ANGORA
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 76 782 62
โžก๏ธ 034 27 783 11

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alakamisy 27 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“Toerana : EPP MANARA-PENITRA โ€“ Beloha Androy
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 034 63 938 13
โžก๏ธ 034 93 303 30
โžก๏ธ 033 09 194 83

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 28 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Littoral - Tsihombe
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 40 616 19
โžก๏ธ 032 57 391 99

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Sabotsy 29 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Salle de rรฉunion - Catholique Ambovombe (Paroisse Meday Mahagaga)
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 034 70 336 11

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alarobia 02 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : La Carosse Tanambe Bas - Amboasary Sud
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 033 54 595 31
โžก๏ธ 033 21 647 65

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 04 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 41 527 84
โžก๏ธ 034 43 009 64
โžก๏ธ 033 80 735 37

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alahady 06 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Enceinte Catholique - Salle TALILY SOA
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 034 93 303 30
โžก๏ธ 038 32 929 54

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Talata 08 Septambra 2026
๐Ÿ“ Toerana : Saint Joseph โ€“ Bekily
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny : 033 92 010 82 / 033 70 390 20

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alakamisy 10 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Foyer Catholique
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny : 033 83 543 51 / 034 28 453 51

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Sabotsy 12 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Carlos visca โ€“ Andrefantsena
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny : 032 54 786 81 / 033 29 117 33 / 034 09 584 09

๐Ÿ“
๐Ÿ—“๏ธ Alatsinainy 14 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ  Tranompokonolona Alakamisy Itenina
๐Ÿ“ž 034 96 536 00 / 034 90 437 77 / 033 75 031 00

๐Ÿ“
๐Ÿ—“๏ธ Talata 15 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ  Lapanโ€™ny tanร na Ambalavao
๐Ÿ“ž 038 28 642 56 / 033 07 486 34

๐Ÿ›๏ธ
๐Ÿ—“๏ธ Alakamisy 17 Septembre 2026
๐Ÿ•‘ 14h
๐Ÿ“ Espace Andry Tsianolondroa
๐ŸŽ™๏ธ : ยซ Quel systรจme politique pour Madagascar ? ยป
๐Ÿ“ž 034 88 287 75 / 034 78 350 27 / 034 12 740 91

๐Ÿ“
๐Ÿ—“๏ธ Zoma 18 Septambra 2026
๐Ÿ•ฃ 08h30
๐Ÿ  Espace Andry Tsianolondroa
๐Ÿ“š ยซ Ahoana ny manova Rafitra ? ยป
๐Ÿ“ž 034 76 601 59 / 034 12 740 91

๐Ÿ’ฏ Tsy misy sarany (Formation gratuite)

๐Ÿค Tongava maro, mandray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra sy fanorenana ny hoavin'i Madagasikara.

๐Ÿ”—๐Ÿ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com




๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโš™๏ธ๐Ÿš—๐ŸŒด

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ฅ DINGANA FARANY โ€” DERNIรˆRE LIGNE DROITE!๐Ÿ“… Andro faha-52 androany aminโ€™ity   ity.๐Ÿ‘ฅ 1 498 no isanโ€™ny mpandray anjara ha...
13/09/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ”ฅ DINGANA FARANY โ€” DERNIรˆRE LIGNE DROITE!

๐Ÿ“… Andro faha-52 androany aminโ€™ity ity.
๐Ÿ‘ฅ 1 498 no isanโ€™ny mpandray anjara hatreto!

Taorianโ€™ireo tanร na maro nolalovana, dia miditra aminโ€™ny dingana farany ny Tournรฉe Grand Sud sy ny fiofanana momba ny Fanovan-drafitra. ๐Ÿš™๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ“
๐Ÿ—“๏ธ 14 Septambra
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ  Tranompokonolona Alakamisy Itenina
๐Ÿ“ž 034 96 536 00 / 034 90 437 77 / 033 75 031 00

๐Ÿ“
๐Ÿ—“๏ธ 15 Septambra
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ  Lapanโ€™ny tanร na Ambalavao
๐Ÿ“ž 038 28 642 56 / 033 07 486 34

๐Ÿ›๏ธ
๐Ÿ—“๏ธ 17 Septembre
๐Ÿ•‘ 14h
๐Ÿ“ Espace Andry Tsianolondroa
๐ŸŽ™๏ธ : ยซ Quel systรจme politique pour Madagascar ? ยป
๐Ÿ“ž 034 88 287 75 / 034 78 350 27 / 034 12 740 91

๐Ÿ“
๐Ÿ—“๏ธ 18 Septambra
๐Ÿ•ฃ 08h30
๐Ÿ  Espace Andry Tsianolondroa
๐Ÿ“š ยซ Ahoana ny manova Rafitra ? ยป
๐Ÿ“ž 034 76 601 59 / 034 12 740 91

๐ŸŽ™๏ธ Laza Razafiarison
๐Ÿ’ฏ Fampiofanana maimaimpoana.

โœŠ Tsara ny mahafantatra, fa tsy ampy izany. Tapaho ny hevitrao. Mitsangana, mandehana! Raiso ny andraikitrao!

๐Ÿ”ฅ Derniรจre ligne droite! Miavia aby, tongava maro! ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra โ€” GRAND SUDRehefa vita ny fiofanana sy ny fihaonana tany Ampanihy, Beloha Andr...
30/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra โ€” GRAND SUD

Rehefa vita ny fiofanana sy ny fihaonana tany Ampanihy, Beloha Androy, Tsihombe ary Ambovombe, dia miroso hatrany ny dia manerana ny Grand Sud. ๐Ÿ™๐Ÿค

๐Ÿ“š Ireto indray ny fandaharam-potoana aminโ€™ity herinandro manaraka ity:

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alarobia 02 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : La Carosse Tanambe Bas - Amboasary Sud
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 033 54 595 31
โžก๏ธ 033 21 647 65

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 04 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 41 527 84
โžก๏ธ 034 43 009 64
โžก๏ธ 033 80 735 37

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alahady 06 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Enceinte Catholique - Salle TALILY SOA
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 034 93 303 30
โžก๏ธ 038 32 929 54

๐Ÿ’ฏ TSY MISY SARANY โ€” Formation gratuite.

Koa ho anareo ao Amboasary Atsimo, Fort-Dauphin, Antanimora Atsimo sy ny manodidina, tongava maro. ๐Ÿ™Œ

๐Ÿ‘‰ Tongava hihaino.
๐Ÿ‘‰ Tongava hametra-panontaniana.
๐Ÿ‘‰ Tongava hifanakalo hevitra.
๐Ÿ‘‰ Tongava handray anjara aminโ€™ny fanorenana ny hoavinโ€™i Madagasikara. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐ŸŒฑ

๐Ÿ”—๐Ÿ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra โ€” GRAND SUDMitohy hatrany ny dia. ๐Ÿš—๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMitohy ny fifampizarร na fahalalana, ny fi...
24/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ FIOFANANA / FORMATION Fanovan-drafitra โ€” GRAND SUD

Mitohy hatrany ny dia. ๐Ÿš—๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Mitohy ny fifampizarร na fahalalana, ny fifanakalozan-kevitra ary ny Formation Fanovan-drafitra.

๐Ÿ“š Ireto indray ny fandaharam-potoana aminโ€™ity herinandro ity:

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Talata 25 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Trano malalaka ANGORA
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 033 76 782 62
โžก๏ธ 034 27 783 11

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alakamisy 27 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“EPP MANARA-PENITRA โ€“ Beloha Androy
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 034 63 938 13
โžก๏ธ 034 93 303 30
โžก๏ธ 033 09 194 83

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 28 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Littoral โ€“ Tsihombe
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 033 40 616 19
โžก๏ธ 032 57 391 99

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Sabotsy 29 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ 09 ora maraina
๐Ÿ“ Salle de rรฉunion - Catholique Ambovombe (Paroisse Meday Mahagaga)
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny:
โžก๏ธ 034 70 336 11

๐Ÿ’ฏ Tsy misy sarany (Formation gratuite)

๐Ÿค Tongava maro, mandray anjara amin'ny fifanakalozan-kevitra sy fanorenana ny hoavin'i Madagasikara.

๐Ÿ”—๐Ÿ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com




๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโš™๏ธ๐Ÿš—๐ŸŒด

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ **MITOHY NY DIA โ€” MITOHY NY TOLONA** ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌMiarahaba antsika rehetra tompoko. ๐Ÿ™Lalana maro no efa nodiavina, tanร na maro ...
20/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ **MITOHY NY DIA โ€” MITOHY NY TOLONA** ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Miarahaba antsika rehetra tompoko. ๐Ÿ™

Lalana maro no efa nodiavina, tanร na maro no efa nolalovana, ary Malagasy maro no efa nihaonana sy niara-nifanakalo hevitra taminay nandritra ity **Formation Fanovan-drafitra** ity.

๐Ÿš™๐Ÿ›ฃ๏ธ Taorianโ€™i **Betafo, Ankazomiriotra, Mandoto, Miandrivazo, Mahabo, Morondava, Manja, Morombe, Toliara (Basia sy Maninday), Ankazoabo, Sakaraha, Bezaha ary Benenitra**, dia miroso hatrany ny dia, aty amin'ny faritra atsimo ny Nosy. ๐ŸŒ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

Ny zavatra iray miharihary hatrany aminโ€™ireo fifanakalozan-kevitra ireo dia izao:

๐Ÿ’ก **Tsy ampy intsony ny manova olona, raha ilay Rafitra mamokatra ny olana hatrany no avela tsy hiova.**

Afaka manova mpitondra isika. Afaka manova governemanta. Afaka manova tomponโ€™andraikitra imbetsaka. Kanefa raha mbola ilay fomba fitantanana, ilay fomba fandaminana ary ilay Rafitra efa tsy mahavaha ny olanโ€™ny Malagasy no mitoetra, dia hiverimberina hatrany ireo olana efa iainantsika am-polony taona maro. ๐Ÿ”„

Izany indrindra no antony anaovana ity **Formation Fanovan-drafitra** ity. ๐Ÿง ๐Ÿ“š

Natao hanomezana fitaovana hahafahanโ€™ny olom-pirenena **mandinika, mamakafaka, mametra-panontaniana ary mahafantatra ny fototry ny olana**.

Satria ny fanovana maharitra dia tsy miainga aminโ€™ny fanoloana olona fotsiny.

๐Ÿ‘‰ Miainga aminโ€™ny **fahafantarana**.
๐Ÿ‘‰ Miainga aminโ€™ny **fahatsiarovan-tsaina sy fahatsiarovan-tena**.
๐Ÿ‘‰ Miainga aminโ€™ny **fandraisana andraikitra**.
๐Ÿ‘‰ Ary miainga aminโ€™ny **Olom-pirenena tomponโ€™andraikitra**. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿค

Ny Tolona nataontsika dia **TOLONA Fanovan-drafitra**. Koa tsy tokony hijanona aminโ€™ny teny hoe *fanovana* fotsiny izany, fa tokony ho fantatsika mazava hoe: **inona marina no hovaina, nahoana no hovaina, ary rafitra manao ahoana no tokony hatsangana ho solony?** ๐Ÿ—๏ธ

๐Ÿ“ Ho anareo aty aminโ€™ny Faritra Atsimo, mbola mitohy ny fihaonana sy ny formation:

โžก๏ธ Betioky
โžก๏ธ Ejeda
โžก๏ธ Ampanihy
โžก๏ธ Beloha
โžก๏ธ Tsihombe
โžก๏ธ Ambovombe
โžก๏ธ Amboasary
โžก๏ธ Taolagnaro
โžก๏ธ Antanimora Atsimo
โžก๏ธ Bekily
โžก๏ธ Betroka
โžก๏ธ Ihosy
โžก๏ธ Ambalavao
โžก๏ธ Vohibato
โžก๏ธ Fianarantsoa

๐Ÿค **Tongava hifanakalo hevitra. Tongava hihaino. Tongava hametra-panontaniana. Tongava handinika miaraka.**

Tsy mila mitovy hevitra isika vao afaka mifampiresaka. Fa mila mahay mihaino, mandinika ary miara mitady izay tena vahaolana maharitra ho anโ€™ny firenentsika. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿค **Ny fanovana anโ€™i Madagasikara dia mila ny fandraisana andraikitry ny Malagasy tsirairay.**

Mitohy ny dia. ๐Ÿš™๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ
Mitohy ny formation. ๐Ÿ“š
Mitohy ny fifanakalozan-kevitra. ๐Ÿค
**Mitohy ny TOLONA Fanovan-drafitra.**

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Miarahaba tompoko! ๐Ÿ‘‹๐Ÿ“š๐Ÿค Mitohy hatrany ny dia sy ny formation momba ny Fanovan-drafitra iarahana amin'ny RCR / TOLONA ...
20/08/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ Miarahaba tompoko! ๐Ÿ‘‹

๐Ÿ“š๐Ÿค Mitohy hatrany ny dia sy ny formation momba ny Fanovan-drafitra iarahana amin'ny RCR / TOLONA - Rassemblement des Citoyens Responsables

๐ŸŽฏ Tanjona ny hampahafantatra sy hampita amin'ny olom-pirenena ny maha-zava-dehibe ny Fanovร n-drafitra, ary indrindra ny andraikitry ny tsirairay amin'ny fananganana an'i Madagasikara vaovao. ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโœจ

๐Ÿ’ก Olom-pirenena voaofana, mahalala ary mandray andraikitra no fototry ny fanovana maharitra.

๐Ÿค Koa manasa antsika rehetra hanaraka sy handray anjara amin'ireo fotoana fifampizarร na sy fiofanana manaraka.

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alarobia 19 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 02h tolakandro
๐Ÿ“ Toerana : CEG Manara-penitra Benenitra
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 21 275 69
โžก๏ธ 033 69 275 69

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 21 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Tranompokonolona - Betioky Atsimo
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 29 739 05
โžก๏ธ 033 02 360 77

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Alahady 23 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Lycรฉe Hoavin'i Linta - Ejeda
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 48 900 51
โžก๏ธ 033 89 151 06

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Talata 25 Aogositra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09 ora maraina
๐Ÿ“ Toerana : Trano malalaka ANGORA
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 033 76 782 62
โžก๏ธ 034 27 783 11

๐Ÿ›‘
๐Ÿ“… Zoma 04 Septambra 2026
๐Ÿ•˜ Ora : 09h00 maraina
๐Ÿ“ Toerana : Chez Rosii - Iaboloha
๐Ÿ“ž Fisoratana anarana sy fanazavana fanampiny :
โžก๏ธ 034 41 527 84
โžก๏ธ 034 43 009 64
โžก๏ธ 033 80 735 37

๐Ÿ’ฏ Tsy misy sarany (Formation gratuite)

๐Ÿ”—๐Ÿ›œ Plateforme RCR : www.rcr-tolona.com




๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโš™๏ธ๐Ÿš—๐ŸŒด

Address

Anjozorobe

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manohana RCR / TOLONA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share