13/10/2025
🇲🇬Hafatra ho an'ny mpitantana ny orinasa SAMCRETE:
Ampodio Tana daholo ireo engins anareo sy ny an'ireo prestataires manao ny autoroute ao anatin'ny distrikan' Anjozorobe, raha vao mahazo ity message ity ianareo.
Misy ny hatezeran'ireo vahoaka izay voatototra tanimbary, tanety sy ireo loharano amin’ny faritra manomboka eo Antatamokely- Analabe-Ankidoandoana- Anosivola- Andranokotona, izay efa saika hanao grève lehibe.
Ho fisorohana ny loza mety hitranga, noho ny toe-draharaham-pirenena, dia miteny aminareo ny hanajanona ireo asa rehetra any aloha ary ampody ireo fitaovanareo.
Edison R.
Député - District d'Anjozorobe.
================================
🇫🇷Message aux dirigeants de la Société SAMCRETE :
Veuillez rapatrier à Antananarivo vos engins et ceux de vos prestataires qui sont actuellement dans le District d’Anjozorobe, dès que vous recevrez ce message.
La colère des populations riveraines persiste dans les zones où les rivières, terrains, et sources d’eau ont été ensevelis par les remblais, partant d’ Antatamokely – Analabe – Ankidoandoana – Anosivola – Andranokotona. Des manifestations violentes ont presque éclaté dans ces zones.
Afin d’éviter les dangers dans le contexte actuel du pays, vous avez intérêt à arrêter tous les travaux dans notre District, et à rapatrier vos matériels.
Edison R.
Député – District d’Anjozorobe