Tontoloko sy ny anao

Tontoloko sy ny anao Travail

23/06/2021

Asa nagnino olo tiako tsy Tia zah aym🤧😢😢

19/06/2021

Ny vehivavy👱‍♀️ izany natao hitaraina😥 lava foana ehhh 🤔🙄😲

11/06/2021
 *🙈Te-hilaza ny ny am-poko aho😟Fa tsy sahy, matahotra🙈Satria ny ao antsaina mifamahofaho😐Ka ny lela tsy tafateny,👅 voasa...
26/05/2021

*🙈

Te-hilaza ny ny am-poko aho😟
Fa tsy sahy, matahotra🙈
Satria ny ao antsaina mifamahofaho😐
Ka ny lela tsy tafateny,👅 voasafotra😷
*******

Tahotra😳, henatra🙈
No anton'izao😅
Hakiviana, hetraketraka😟
Anefa vokatr'izay ao,😫
*******

Tahotra ny ho latsaina😔
Ka mangina tsy miteny😐😷
Tsy hoe te-hiala maina💪
Fa matahotra ny ho voateniteny😢😟
*******

Henatra ho ahy
Raha milaza izay tsy irinao
Henatra ho an'ny fanahy
Ka tsy tafafantoka @'izay atao
*******

Menatra tokoa aho🙈
Raha ianao tsy hanaiky😡
Ho menatra noho ny talaho😔
Raha ny valinteninao ho mafaiky😳😡
*******

Matahotra ihany ny tena😳
Satria mahantra, tsy zanak'i mpanan-karena💰💳
Tsy misy ny azo omena💶💵
Ka tsy afa-mampanantena😰
*******

Koa feheziko ilay izy😅
Ny fitiavako tsy toy ny an'i ankizy👶👶
Matotra Be💪, fa voasakan'ny fahantrana😢
Mahamenatra🙈, mampatahotra🙊😳, ka tsy ananako fahefana
*******

Koa rah mba sitrakao😅
Atolory ahy ny fonao❤
Fa fitiavako tsy kilalao💝👍
Fa iadrasany ihany dia anao
*******

Nefa ity saranga ihany😟
Tsy ahatenenako mamy😷
Te-hizara fitia hatrany😘
Fa sao valinteny hamparary😫

(Romuald)*

26/03/2021

FILM COMPLET DE MOÏSE

22/01/2021

Address

Antalaha

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tontoloko sy ny anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tontoloko sy ny anao:

Share

Category