Vehivavy M.F.M

Vehivavy M.F.M Vehivavy Mifanohana amin'ny Fihariana Malalaka

27/03/2024

Hay ve zany tsy voasazin'ny Lalàna ny fanonganana Olom-boafidy e?
Ary ny Vahoaka koa ve izany mba afaka manao fanambarana hanongana ?
HCC ô ?????

Mila mitandrina isika tia kitikitija sy mametaoetaka ity  !
18/03/2024

Mila mitandrina isika tia kitikitija sy mametaoetaka ity !

08/03/2024

Miarahaba antsika Vehivavy rehetra manerana ny Nosy fankalazana ny androntsika izao !
Misy Lohahevitra ireto nomen'ny Firenena Mpikambana azontsika hiadiana hevitra mikasika ny sehatra misy antsika Vehivavy aty Afrika ka anisan'iza y isika Vehivavy Malagasy.
Koa mba Samia mamoaka ny ao am-pony ny Tsirairay !

Koa mirary tontolo andro Feno fifaliana ho anareo Vehivavy Namana hiara-hankalaza izany !

✓ Inona no toerana ipetrahan'ny vehivavy ao amin'ny Fikambanana Afrikana?
✓ Inona avy ireo soatoavina Pan-Afrikana?
✓ Inona avy ireo sakana amin'ny fanafahana ny vehivavy Afrikana?
✓ Inona no endrik'ireo vehivavy eo amin'ny fiarahamonina Afrikana?

Ny Vahiny indray no misahirana.
03/03/2024

Ny Vahiny indray no misahirana.

🔴 L’Ambassadeur du Royaume-Uni à Madagascar, David Ashley, a organisé une discussion virtuelle avec le groupe de réflexion « Overseas Development Institute (ODI) », basé à Londres, sur l'impact potentiel de l'adhésion officielle de Madagascar à la Zone de Libre Echange Continentale Africaine (ZLECAF). L'objectif étant de soutenir des délibérations éclairées à Madagascar concernant l'adhésion à la ZLECAF.

🔹 David Ashley a expliqué le soutien du gouvernement britannique à la recherche : "Le Royaume-Uni souhaite voir le développement économique de Madagascar et souhaite voir Madagascar exploiter les opportunités offertes par sa position géographique.” Il a noté que la ZLECAF offre un énorme potentiel à Madagascar aujourd'hui, en tant que marché de 1,3 milliard de personnes avec un PIB combiné de 43,3 milliards de dollars américains, et avec un potentiel encore plus grand pour l'avenir, car l'Afrique continue de croître économiquement et démographiquement.

🚀 Rejoignez notre chaîne WhatsApp : https://bit.ly/3Ua8fMQ

Toute l'actualité de Madagascar sur https://actu.orange.mg/depeches/

Mahay MIVAROTRA Saka Be Loha ny Olona e!
06/12/2023

Mahay MIVAROTRA Saka Be Loha ny Olona e!

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vehivavy M.F.M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share