21/10/2025
Dia faly miarahaba antsika rehetra.
🙏Koa efa miverina ny fampianarana dia mbola mandray mpianatra hatrany izahay.
🌟Koa aza misalasala ry tanora, ray aman-dreny raha te hahafaha ny "Infographie 3D"
🌟 Afaka miasa tena ianao rehefa mahafehy azy tsara
🌟 Maro bé ihany koa ny orinasa mitady olona mahay anio.
🤏🏻Koa aza misalasala manontany na ihany koa tonga dia miantso fa misy responsable afaka manome fanazavana tsara.
📌Toerana hanaovana ny formation : Ambohimagakely.
📞034 44 682 97