20/09/2026
« ðð ðððððð ððððð »
âïžððð¡ððð«ð ð§ððŠð©ð¢ððð§ðð€ðð¢ð€ðð³ðð§ð ð§ð² ððð§ðšð«ð, ð§ð² ððð§ðšððð§ðð§ð ðð«ð² ð§ð² ððšð§ððšð¥ðšð§âð§ð² ðð¬ðâïž
ðNifarana taminâny fomba ofisialy ny 19 Septambra 2026 , teto Antananarivo ny Forum des Métiers « Ny Anjara Asako », taorianâny roa andro natokana hanampiana ny tanora hahafantatra bebe kokoa ny tontolonâny asa sy ny lalam-piofanana misy. ðNanatrika ity lanonana famaranana ity ny Minisitry ny Asa, ny Fampananana Asa ary ny Asam-panjakana, ððððð ð
ð«ðð§ððšð§ð¢ðš ððð, notronon'ireo olo-manakanja samihafa.
ðNasongadin'i Minisitra ððððð ð
ð«ðð§ððšð§ð¢ðš ðððnandritra ny lahateniny fa "ðð ððððððððð, ðð ððððððð, ðððð ðððððð-ðððððððððððð ðð ðððððððððð ððð ðððð ðððððð-ðððððððâðððððð ððððâðð ððððððð
ððððððð ð
ðð ðððð ðððððð ðð ððð
ððððððð, ððððð ðð ððððððð ðððððð ððð, ððððâðð ðððððððððð ðð ððððððð ððððððððð ðððððððð ðð ððð
ððððâðð ðððððð ðð ððððâðð ððððððððâðð ððð ðð ðð ððððððððððððð ðð ððððððððð" .
âŠïžNandritra ny hetsika, nahazo fahafahana nihaona taminâireo matihanina, nahazo torohevitra momba ny asa sy ny fiofanana ary nahafantatra sehatra samihafa ahafahana mivelatra ara-pihariana ireo tanora. Sehatra 15 no nasongadina, ka anisanâizany ny fambolena sy agribusiness, ny nomerika, ny fizahantany, ny asa tanana, ny BTP ary ny fandraharahana.
âŽïžNokarakarainâny SOS Villages dâEnfants Madagascar, niaraka taminâny METFP, ary teo ambany fiahianâny METFP sy ny MTEFOP ny Forum, ao anatinâny tetikasa ANJARA, miaraka aminâny fanohananâny Vondrona Eoropeana. Ny tanjona dia ny hampifanakaiky hatrany ny tanora aminâny fiofanana, ny asa ary ireo fahafahana hanorenany ny hoaviny.