Filazana Manjo

Filazana Manjo Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Filazana Manjo, Public & Government Service, Antananarivo.

05/04/2021
29 mars 2021  Nodimandry i DJAVOJOZARA_Désiré (droite), rain'ny ben'ny tanànan'Antsiranana Mirary fiononana ho an'ny fia...
03/04/2021

29 mars 2021
Nodimandry i DJAVOJOZARA_Désiré (droite), rain'ny ben'ny tanànan'Antsiranana

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana
Source: Commune Urbaine de Diego-Suarez.

3 avril 2021 Nodimandry Mamy Tantely RAKOTOMAHEFA Procureur PAC Tana tetsy amin'ny hopitaly HJRA, ny Mpampanoa lalàna eo...
03/04/2021

3 avril 2021
Nodimandry Mamy Tantely RAKOTOMAHEFA Procureur PAC Tana tetsy amin'ny hopitaly HJRA, ny Mpampanoa lalàna eo anivon'ny Fitsarana misahana manokana ny ady amin'ny Kolikoly (PAC) eto Antananarivo.

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana

25 Mars 2021Maty i Gilbert Raharizatovo, mpanao politika malagasy.Efa nitana ny toeran'ny Minisitry ny Serasera sy ny Ko...
03/04/2021

25 Mars 2021

Maty i Gilbert Raharizatovo, mpanao politika malagasy.
Efa nitana ny toeran'ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina izy tamin'ny andron'ny Haute Autorité de Transition.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana

3 Avril 2021Namoy ny reny niteraka azy ny Filoha teo aliha Hery Rajaonarimampianina, Rasoamampianina Perline Odette 84 t...
03/04/2021

3 Avril 2021
Namoy ny reny niteraka azy ny Filoha teo aliha Hery Rajaonarimampianina, Rasoamampianina Perline Odette 84 taona, nodimandry androany 03 Aprily. Eny Antsofinondry Sabotsy nahemahana no misy ny razana. Mirary fiononana feno ho an’ny fianankavina.

31 Mars 2021 Nodimandry  i Ndriana Ramamonjy, mpanakanto ara-pilazantsara!Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ny m...
03/04/2021

31 Mars 2021
Nodimandry i Ndriana Ramamonjy, mpanakanto ara-pilazantsara!
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany sy ny mpankafy azy manokana!

28 Mars 2021 Nodimandry   i Rodin Claviériste an'i Barinjaka..Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany
03/04/2021

28 Mars 2021

Nodimandry i Rodin Claviériste an'i Barinjaka..
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany

2 Avril 2021 NODIMANDRY IO MARAINA IO RAVALIMANANA Richard Andrianangaly.MPIANDRY TANANAN'NY FOIBE FJKM MISOTRO RONONO.M...
03/04/2021

2 Avril 2021
NODIMANDRY IO MARAINA IO RAVALIMANANA Richard Andrianangaly.
MPIANDRY TANANAN'NY FOIBE FJKM MISOTRO RONONO.

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany

1 Avril 2021 Misaona indray ny tontolon'ny kanto. Nodimandry i RAHARINIRINA Zoaharimanga Monique Estelle na i Monique ao...
03/04/2021

1 Avril 2021
Misaona indray ny tontolon'ny kanto. Nodimandry i RAHARINIRINA Zoaharimanga Monique Estelle na i Monique ao amin'ny tarika "Ny Voanio".
I Monique no velona farany tamin'izy 5 mianadahy mpihira tao amin'ny tarika.

Mankahery ny fianakaviana

31 Mars 2021 Nodimandry ny solombavam-bahoaka teo aloha voafidy tao Farafangana: Nivo Rufin.Mirary fiononana ho an'ny fi...
03/04/2021

31 Mars 2021
Nodimandry ny solombavam-bahoaka teo aloha voafidy tao Farafangana: Nivo Rufin.

Mirary fiononana ho an'ny fianakaviany.

Mpitsara 3 samy nanana ny toerany sy ny andraikiny no nodimandry omaly sy androany :- Geneviève Razanadrasanirina, mpits...
03/04/2021

Mpitsara 3 samy nanana ny toerany sy ny andraikiny no nodimandry omaly sy androany :

- Geneviève Razanadrasanirina, mpitsara niasa tao amin'ny CSI
- Liliane Rasendrarivony, mpitsara niasa tao amin'ny Fiadidina ny Repoblika
- Mamy Tantely Rakotomahefa, Mpampanoa lalàna PAC Antananarivo.

Mankahery ny fianakavian'izy ireo tsirairay ary ny fianakaviamben'ny Fitsarana noho ny namoizany mpiara-miasa.

(source: chasse info )

Nodimandry i RANDRIANTSOA Andriantsoa Olivier, Tale jeneralin'ny trano fiantohana HAVANA.Mirary fihononana feno ho an'ny...
03/04/2021

Nodimandry i RANDRIANTSOA Andriantsoa Olivier, Tale jeneralin'ny trano fiantohana HAVANA.

Mirary fihononana feno ho an'ny Fianakaviana.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Filazana Manjo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share