CIRGN Antananarivo

CIRGN Antananarivo PEJY OFISIALIN'NY FARI-PIADIDIAN'NY ZANDARIMARIA ANTANANARIVO: Misokatra ho anao, mandray anao. Manao tatitra ny vokatry ny asa nampanaovina anay.

Manome torohevitra. Manampy ary mamonjy anao.

๐Ÿšจ AZA NY ZANDARY NO ATAHORY FA NY TENANAO ๐Ÿšจ๐Ÿ“Œ Fa ahoana irerรฟ   tsy misy fiarovan-tena irerรฟ e ? โš ๏ธ Mahita   mihitsy ny s...
02/08/2026

๐Ÿšจ AZA NY ZANDARY NO ATAHORY FA NY TENANAO ๐Ÿšจ

๐Ÿ“Œ Fa ahoana irerรฟ tsy misy fiarovan-tena irerรฟ e ?

โš ๏ธ Mahita mihitsy ny sasany vao hoe: "Ao ve ry lerony ? Yeh ! Ao ! Aleo zah hiodina any Ambohidempona !"


๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿšจ SKOTO VE ISE ? ๐Ÿšจ๐Ÿ“Œ Any Moramanga ny   sy ny   rehetra no mankalaza ny 90 taona. ๐Ÿ“Œ Hatramin'ny 05 Aogositra 2026 ny   an...
02/08/2026

๐Ÿšจ SKOTO VE ISE ? ๐Ÿšจ

๐Ÿ“Œ Any Moramanga ny sy ny rehetra no mankalaza ny 90 taona.

๐Ÿ“Œ Hatramin'ny 05 Aogositra 2026 ny any.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ dia ampinga iray tena manampy ny asa fitandroana filaminana.
๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Ny olombelona nomena, manana, ary mitazona ny Kolotsaina skoto dia tia filaminana sy fandriam-pahalemana. Noho izany dia Sakaizan'ny Zandarimaria ise.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Raha Skoto ise, na Voronkely, na Sampana mena na mavo. Ka mahita fiara mandalo misy saina Skoto dia hanangana tanana havia.

๐Ÿ™ Mirary soa ho an'ireo rehetra. Ho tsara miverina.



(Sary nindramina)
๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿšจ HAFATRA HO AN'IREO TOVOVAVY TIA ALIKOLA ๐Ÿšจ๐Ÿ™Miarahaba tompoko, ity mba misy hafatra kely, atsipy ho anโ€™ireo tanora, indr...
01/08/2026

๐Ÿšจ HAFATRA HO AN'IREO TOVOVAVY TIA ALIKOLA ๐Ÿšจ

๐Ÿ™Miarahaba tompoko, ity mba misy hafatra kely, atsipy ho anโ€™ireo tanora, indrindra fa ny tovovavy.

๐Ÿ“Œ Izao ilay tranga:

- Bazar du Quartier Mahamasina, Zoma 31 Jolay 6 Ora sy sasany hariva teo
- Indro Tovovavy iray, zara raha mitafy na hoe mitafy tapaka: Ny lamosina manontolo hatreo am-balahana miseho daholo, short Jean kely no ambany nanaovany.

- Mamo tanteraka ilay tovovavy, nilaozanโ€™ny namany angamba, fa indro mamikiviky irery mivilavila, mandrefy lalana ary efa nianjera miantsoantso hoe: "andraso aho, andraso" no sady mitabataba eraky ny sisin-dalana mihazo ny Pizza Mania iny raha mitodi-doha ho any @ EKAR Md Josefa iny, miditra @ lalana efa miha maizimaizina
- Marina mafy iny, raha tsy hitanโ€™ny namany ka tsy hisy hanolana ao @ takotakona ao na koa hisy hibata any anaty fiara ?

๐Ÿ™ Mba atsipazo re Tompoko ny teny hananatra ho anโ€™ireo tanora tovovavy na koa ny lehilahy hoe: rehefa mahay mifampitaona hirevy, ka sendra tafidifiditra dia aoka mba tsy hifandao na hifanary; na dia hoe mety ho menatra ny ho afa-baraka aza.

- Dia mba tsipazana teny ihany koa ireo Ray aman-dreny @ fanaraha maso ny zanany, indrindra @ izao tany efa tsy milamina @ halatrโ€™olona izao.

- Am-pitoavana tompoko ๐Ÿ™๐Ÿ™๐Ÿ™
Lavalava vao tafitako ny hafatra, tsy nisy sary fanehoana fa manahirana

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ
๐Ÿ™ Misaotra an'ilay nandefa hafatra.

๐Ÿšจ Ho avy indray ny mpanao komantera hoe: Ary ianao nahita, inona no mba nataonao ?
๐Ÿ›‘ Efa zavadehibe izao ataony izao. Sady mitandrina koa izy zao mivadika zavatra hafa eo.

๐ŸŽž๏ธ Sary fanehoana
๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

01/08/2026

Astrology fanta-daza maneran-tany mahafantatra ny ho avy.
Voasambotry ny mpitandro filaminana.
Toliara

๐Ÿšจ ADY AMIN'NY ASAN-DAHALO: TSY MIHEMOTRA NY ZANDARIMARIA ๐Ÿšจ    ๐Ÿ‚ Te hampiaina anareo izahay hoe toy izao izany ady amin'n...
01/08/2026

๐Ÿšจ ADY AMIN'NY ASAN-DAHALO: TSY MIHEMOTRA NY ZANDARIMARIA ๐Ÿšจ




๐Ÿ‚ Te hampiaina anareo izahay hoe toy izao izany ady amin'ny izany.

๐Ÿ’ฅ Taorian'ny fanafihan-dahalo ny tanร nan'i Angoavibe Fkt Ambohipihaonana Cr Tamponala Dist Soavinandriana ny alin'ny 29 Jolay. Dahalo miisa 12 mitondra basy, lefona sy famaky no naka omby am-polony maro.

๐Ÿšจ Nihetsika avy hatrany ny zandary ao amin'ny sy ny Tafiky ny

๐Ÿšจ Nisy koa ny ekipa Zandarimaria notarihin'ny Komandy Lefitry ny Vondron-tobim-paritry ny Zandarimaria Miarinarivo.

โŒ Nantsoina hanakana kizo ireo Tobin'ny Zandarimaria rehetra manodidina.

30 Jolay 2026
๐Ÿ’ฅ Nifankatratra tao Kelimotraka Fkt Ankisiramena Cr Anjoma Ramartina Dist Mandoto ny izay misy mpitandro filaminana.



โš ๏ธ Efa nisaraka ny omby sy ny dahalo teto: 7 no nandroaka ny omby 14
โš ๏ธ Raikitra ny fifandonana: Dahalo roa no lavo ka vaky nitsoaka ny namany. Azo avokoa ireo omby nentiny.



๐Ÿ‚ Omby 8 sisa no entin'ny naman'ireo dahalo izay nisilaka hafa.

๐Ÿซก Mbola tsy nihemotra anefa ny zandary sy Tafika.
๐Ÿ›ถ Miampita ny reniranon'i ny dahalo.

๐Ÿšจ To de mijoboka manaraka koa ny mpitandro filaminana.

โš ๏ธ Rehefa hitan'ireo dahalo fa tsy ny dia nilaozan'izy ireo ny omby.

โš–๏ธ Mitohy ny fikarohana ireo dahalo. Mitohy koa ny asa fampandriana fahalemana ny faritra
๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿšจ ANTSIRABE VAKINANKARATRA : NANAMBATRA HERY NY RAFI-PIAROVANA NY FARITRA HISOROHANA NY TRANGA FAHAVEREZANA OLONA SY TSY...
01/08/2026

๐Ÿšจ ANTSIRABE VAKINANKARATRA : NANAMBATRA HERY NY RAFI-PIAROVANA NY FARITRA HISOROHANA NY TRANGA FAHAVEREZANA OLONA SY TSY FANDRIAM-PAHALEMANA ๐Ÿšจ


31 Jolay 2026
๐Ÿ“Œ Tsy ankiandry fa velezina ny vy dieny mafana.

โš ๏ธ Manoloana ireo tranga mampisavorovoro vahoaka. Ireo fahaverezana olona izay voaporofo fa tsaho avokoa sy karazana ditra sy fialana tokantrano. Kanefa mitarika ny vahoaka hirona amin'ny tao anatin'ny .

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Dia nandray andraikitra ny Tรฉo anivon'ny OMC Vakinankaratra.

๐Ÿ“Œ Nirotsaka an-kianja, nitety tanร na ary misafo ny toerana rehetra ny mpitandro filaminana.

๐Ÿ‘ฉ๐Ÿผโ€๐Ÿ’ผ Nitarika izany:

โœ“ Ramatoa Prefet-n'Antsirabe miadidy ny faritra Vakinankaratra
โœ“ Ramatoa lehiben'ny Faritra Vakinankaratra
โœ“ Ny
~ DRSP Vakinankaratra
~ ACMIL
~ ENSOA
~ Groupement Vakinankaratra
~ Compagnie Antsirabe

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Ny Komandin'ny Vondron-tobim-pileovan'ny Zandarimaria Vakinankaratra no nitarika ireo andian-jandary marobe ireo.
๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Ny Komandin'ny Vondron-tobim-paritry ny Zandarimaria Antsirabe no misahana ny fiarovana sy fisorohana ao anatin'ny Distrika sahaniny.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ Manaraka ny toromarika ihany koa ireo Vondron-tobim-paritra Telo hafa: , ary .

๐Ÿค Ny tanjona dia ny hitazonana ny fandriam-pahalemana ho tony sy milamina ka hijanonan'ny vahoaka ao anaty fitokisana ny sy .
โš ๏ธ Ka hialana amin'ny Fitsaram-bahoaka.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿšจ FILAZANA ZAVATRA HITA ๐Ÿšจ ๐Ÿ“Œ Karatra sy permis hita latsaka Ilazana ianaoAtoa BATEMILAZANIAINA HermanMba haka ny kara-pan...
01/08/2026

๐Ÿšจ FILAZANA ZAVATRA HITA ๐Ÿšจ

๐Ÿ“Œ Karatra sy permis hita latsaka

Ilazana ianao
Atoa
BATEMILAZANIAINA Herman

Mba haka ny kara-panondro sy ny permis nao eny amin'ny .

๐Ÿ“Œ Tsy misy valisoa omena anao fa ny fahitana anao miramiran'endrika handray azy no valim-pitia azonay.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

๐Ÿšจ NGL : MIVAONA ANY AMIN'NY RATSY NY FAMPIASAN'NY TANORA (SASANY) NY TEKNOLOJIAN'NY FIVOARANA ๐Ÿšจ๐Ÿ™ Zandry a ! Ry zanaka is...
01/08/2026

๐Ÿšจ NGL : MIVAONA ANY AMIN'NY RATSY NY FAMPIASAN'NY TANORA (SASANY) NY TEKNOLOJIAN'NY FIVOARANA ๐Ÿšจ

๐Ÿ™ Zandry a ! Ry zanaka isany !

๐Ÿ˜ฐ Tena malahelo bรฉ ny zokinareo mahita ny fomba hampiasanareo ilay sy .
๐Ÿ“Œ Ilay Ray aman-dreninareo mba nandany vola aman-karena nampianatra anareo. Mba mihevitra anareo handranto fianarana.

: INONA MOA IZY IO

๐Ÿซ‚ NOT GONNA LIE = JE NE VAIS PAS MENTIR = HO TSORIKO NY MARINA

๐Ÿšจ Ity ity dia bรฉ mpampiasa saingy Zary ampiasaina hifanaratsiana, hifanalana baraka, hanaovana valifatim-pitia sy hanimbana fiainana, tokantranon'olona.

โš ๏ธ Izay bandy tsy nahazaka sipa dia ao no manala vonkona.
โš ๏ธ Izay bandy manana ex tsy manaiky hiverina aminy dia ao no manala ny fony.
โš ๏ธ Izay bandy tsy mahazaka ny sipany lasan'ny bandy hafa. Dia ao no manaratsy ny rafilahiny.

๐Ÿซฆ Fa nareo ve e ?

๐Ÿ›‘ Ireo sipa nilaozan'ny crush ny. Mi-depra fa tsy sahy miseho. Ao no mirediredy.
๐Ÿ›‘ Izay sipa tsy sahy miteny mivantana fa te ho bevava. Any anaty NGL izy no mafy be.

โ˜๐Ÿผ NY TENA TANJON'ILAY NGL ANIE RY ZAREO DIA ITY E ?

๐Ÿค” : Liana ianao.
Mba te hahalala hoe tahaka ny ahoana Ary ny fiheveran'ny olona ny tenako ity e ?

๐Ÿ’Œ -
Tia ianao fa tsy sahy.
Te ho tiavina fa menatra.
Maniry mba hisy mpahita, mijery.

โš ๏ธ
๐Ÿค Ampiasainareo hanaovana sy ary samy tanora anaty (anonymat) Ilay kilalao mahafinaritra.

โš–๏ธ FANTARO ANEFA FA

๐Ÿ“ต Tsy anonyme ZATO ISAN-JATO anie ianao io e ! !! !! !

๐Ÿ›œ Ny dia mitahiry ny indice momba anao.
โœ“ Localisation.
โœ“ Modelin'ny finday ampiasainao.
โœ“ Ny adiresy IP nao.

๐Ÿšจ Noho izany dia ianao sy ny anonyme alefanao.

โš–๏ธ Ary efa nisy ny nidoboka am-ponja fa nandefa hafatra miafina.

๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ๐Ÿ‘ฎโ€โ™‚๏ธ

31/07/2026

21h50: 8ยฐ C izao aty Manalalondo
Raha anaty bodofotsy ianao izao dia tsy renao izany hoe toa misy glasy anaty kiraro
Bonne nuit

31/07/2026

Address

ANKADILALANA
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CIRGN Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share