Hary'Sakay

Hary'Sakay Sakay pilo kely🌶️
🏫Antananarivo,💗
☎️Pour commander : 033 76 075 80

Salama daoly oEfa niverina indray ny poudre Sakay by Hary"Sakay    Maina amin’ny masoandro sy voatoto tsara izy io, ka m...
09/11/2025

Salama daoly o
Efa niverina indray ny poudre Sakay by Hary"Sakay

Maina amin’ny masoandro sy voatoto tsara izy io, ka mitahiry tanteraka ny hamafin’ny tsirony sy ny hanitry ny sakay vaovao, tsy misy fangarony.

Raha mpankafy sakafo mafana na tia tsiro manankarena, dia ampy tsara ny sotro kely iray hanome aina sy hanaitra ny lasopy, hena endasina, saosy ary hanina rehetra tianao.

🔥 Ampio afo voajanahary amin’ny sakafo ataonao !
Efa vonona ato ny sakay antsika fa ihanao sisa no endrasana oh
🛒 Vidiny mirary : 3000 Ar fotsiny dia efa mahazo !
🌶️ Afaka alaina na aterina mivantana !
Raha maka 2 fonosana ianao, dia efa ahafahanay manatitra amin’ny sarany mora dia mora 😍

🏳️‍🌈Mankasitraka Hatrany hoan'ireo izay efa nanjifa ny vokatra Hary'Sakay ❤️✨Mbola afaka tohizana vé ny fiarahamiasa sa ...
06/11/2025

🏳️‍🌈Mankasitraka Hatrany hoan'ireo izay efa nanjifa ny vokatra Hary'Sakay ❤️

✨Mbola afaka tohizana vé ny fiarahamiasa sa aona hoy ihanao?✨

07/09/2025
🗣️🗣️Odioooo🗣️🗣️Fa mbola hitady aiza ko o☺️✨❌Ity indray ny vokatra anio a✳️💢🍀Sakay Pilokely vert de Tamatave 🍀💦Tsy aleo v...
30/05/2025

🗣️🗣️Odioooo🗣️🗣️Fa mbola hitady aiza ko o☺️✨

❌Ity indray ny vokatra anio a✳️💢

🍀Sakay Pilokely vert de Tamatave 🍀

💦Tsy aleo vé ihanao ihany no manamboatra ny Sakay anao⁉️☺️

📞Tompony Direct izahay afaka miantso foana📞

📞+261 34 57 332 89
🏠 Amboidivoina ny angalana azy
🏠Manao livraison ☺️

🙈Prix Abordable a 🙈 10,000Ar au lieu de 25,000 Ar 🙈 Prix cassé

✳️NB*1kg=6kapoaka

⁉️Sarotra vao mahita Pilokely am'zao ka aza tara Ary ôo🗣️🗣️🗣️🗣️✨

✨Andao indray e✳️✳️✳️✳️✳️☺️
13/05/2025

✨Andao indray e✳️✳️✳️✳️✳️☺️

💖🌶️🌶️Confiture de Piment Pilokely –Tia voankazoazooankazo mamy toa tantely 🍯

Découvrez la confiture artisanale de piment pilokely 🌶️🌶️ signée Tia voankazo, un mariage subtil entre la douceur et le piquant du piment.

Préparée avec soin à partir de :
- Petits piments frais et sélectionnés
- Sans additifs ni conservateurs
- 100 % naturel et fait maison

Parfait avec du pain, des viandes grillées, du fromage ou même en dessert.

💥Un goût audacieux, un savoir-faire malgache, un produit plein d’amour.💖❣️

Hary'Sakay pilokely sans mélange, réservé aux vrais amateurs de piquant. Merci pour ta contribution précieuse à la valorisation du fait maison malgache !🇲🇬🇲🇬🇲🇬

12/05/2025

✋✋Salanitra e☺️☺️

✳️Ity fanontaniana ity betsaka no mametraka azy ✳️

🗣️Aona ny manao conservation Sakay pilokely vert 🗣️

Ho resahantsika izay⁉️

✨ Rahampitso ✨

Arao tsy tapaka ny pejy ☺️

✳️✳️Oeiiih💢💢💢💢Ela Ela tsy henoMisy Sakay pilokely Rahampitso a,afaka Mandefa amin'ny Tonnes ✳️
11/05/2025

✳️✳️Oeiiih💢💢💢💢

Ela Ela tsy heno

Misy Sakay pilokely Rahampitso a,afaka Mandefa amin'ny Tonnes ✳️

Salanitra oooVoici une Information très Importante à savoir 🫶Quels sont le rôle des piments ?-Riche en antioxydants, le ...
08/03/2024

Salanitra ooo

Voici une Information très Importante à savoir 🫶

Quels sont le rôle des piments ?

-Riche en antioxydants, le piment aide à combattre le stress oxydatif — à ne pas confondre avec le stress psychologique.

-Il entretient la santé du cœur et des autres muscles du corps ;

-Enfin, favorise les brûlures de graisse et réduit la fatigue.

Donc si vous voulez bénéficier tout cela , alors n'hésitez pas de nous contacté

Hary'Sakay

🎉🎉🎉🎉Oeeeeeyyyy,,, 🌟Am'izao fetin'ny Vehivavy rehetra izao ✨🎊 Faly ary tena faly tokoa izahay ato amin'ny Pejin'ny   Miar...
08/03/2024

🎉🎉🎉🎉Oeeeeeyyyy,,,

🌟Am'izao fetin'ny Vehivavy rehetra izao

✨🎊 Faly ary tena faly tokoa izahay ato amin'ny Pejin'ny Miarahaba antsika vehivavy rehetra .🧓🤰🤱💃

💢💢Koa indro ary misy fanomezana fahafaham-po kely hoantsika

❤️‍🔥❤️‍🔥Andao samy ao amin'ny commentaire ny zavatra tena mampy ahiahy antsika tsy hividy Sakay ..

♥️♥️Ka miandry ny hetahetanareo indray ary oh😋

¢HARY'SAKAY

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hary'Sakay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share