03/09/2026
🚑❤️ CRTM OI — AMBULANCE MÉDICALISÉE
REHEFA SAROBIDY NY FOTOANA, SAROBIDY NY AINA.
Misy fotoana tsy azo andrasana…
Misy fotoana ilana fanampiana haingana…
Ary misy aina iray tsy maintsy vonjena. ❤️
🚑 Na aiza na aiza misy anao, CRTM OI vonona hanatona anao.
⚕️ Transport médicalisé
🏥 Évacuation sanitaire
🚨 Transport d’urgence
🩺 Transfert de patients
👨⚕️ Équipe professionnelle
🛡️ Sécurité sy fikarakarana ny marary
📍 Antananarivo sy ireo faritra maro eto Madagasikara
🕐 24H/24 — 7J/7
Aza miandry vao tena maika.
Rehefa mila fitaterana ara-pahasalamana ianao na ny havanao,
CRTM OI no antsoy.
📞 034 01 015 55
📞 032 07 255 52
❤️ CRTM OI
“SAROBIDY NY AINA — VONONA HANAMPY, NA AIZA NA AIZA MISY ANAO.” 🚑 Crtmoi Ambulance et Urgences Antananarivo Crtmoi Crtmoi