ANALOGH

ANALOGH Bienvenue sur la page officielle de l'Agence Nationale d'Appui au Logement et à l'Habitat (ANALOGH).

Nous sommes en charge de la mise en œuvre de la politique gouvernementale en matière de logement et d'habitat

𝑁𝑦 𝐴𝑁𝐴𝐿𝑂𝐺𝐻 𝑑𝑖𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎𝑏𝑎 𝑎𝑛'𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐋𝐲𝐥𝐲𝐬𝐨𝐧 𝐑𝐞𝐧𝐞́ 𝐝𝐞 𝐑𝐨𝐥𝐥𝐚𝐧𝐝  𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑒𝑛𝑑𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑎𝑧𝑦 𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎𝑦 ℎ𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧...
26/03/2026

𝑁𝑦 𝐴𝑁𝐴𝐿𝑂𝐺𝐻 𝑑𝑖𝑎 𝑚𝑖𝑎𝑟𝑎ℎ𝑎𝑏𝑎 𝑎𝑛'𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐋𝐲𝐥𝐲𝐬𝐨𝐧 𝐑𝐞𝐧𝐞́ 𝐝𝐞 𝐑𝐨𝐥𝐥𝐚𝐧𝐝 𝑎𝑚𝑖𝑛'𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑒𝑛𝑑𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑎𝑧𝑦 𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎𝑦 ℎ𝑖𝑡𝑎𝑛𝑡𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲.

Afaka minitra vitsy no hanarahanao ity fandaharana manokana ity. Manasa anaoam-panajana hanaraka izany.
10/01/2026

Afaka minitra vitsy no hanarahanao ity fandaharana manokana ity. Manasa anaoam-panajana hanaraka izany.

📢 Fandaharana manokana hiarahana amin'ny Minisitry ny fanajariana ny Tany sy ny raharahan-tany.

➡️ Iresahany indrindra ireo nosy manodidina (Iles éparses).

⏰ Anio 10 Janoary 2026 amin'ny 9 ora alina ao amin'ny fahitalavitra TVM.

Ny   dia mirary taona feno fahombiazana ho anao
31/12/2025

Ny dia mirary taona feno fahombiazana ho anao

Ny   dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra 🎁
24/12/2025

Ny dia mirary krismasy sambatra ho antsika rehetra 🎁

Mankasitraka indrindra an'Andriamatoa Minisitra Lylyson René de Rolland fa tsy diso anjara ny mpiara-miasa avy eto amin'...
24/12/2025

Mankasitraka indrindra an'Andriamatoa Minisitra Lylyson René de Rolland fa tsy diso anjara ny mpiara-miasa avy eto amin'ny

𝐀𝐠𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝'𝐀𝐩𝐩𝐮𝐢 𝐚𝐮 𝐋𝐨𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐞𝐭 𝐚̀ 𝐥'𝐇𝐚𝐛𝐢𝐭𝐚𝐭 (𝑨𝑵𝑨𝑳𝑶𝑮𝑯) : 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨𝑻𝒐𝒏𝒕𝒐𝒔𝒂 𝒏𝒚 𝒛𝒐𝒎𝒂...
12/12/2025

𝐀𝐠𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐍𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐝'𝐀𝐩𝐩𝐮𝐢 𝐚𝐮 𝐋𝐨𝐠𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐞𝐭 𝐚̀ 𝐥'𝐇𝐚𝐛𝐢𝐭𝐚𝐭 (𝑨𝑵𝑨𝑳𝑶𝑮𝑯) : 𝐧𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐥𝐞 𝐉𝐞𝐧𝐞𝐫𝐚𝐥𝐲 𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨

𝑻𝒐𝒏𝒕𝒐𝒔𝒂 𝒏𝒚 𝒛𝒐𝒎𝒂 12 𝒅𝒆𝒔𝒂𝒎𝒃𝒓𝒂 2025 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒇𝒂𝒎𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑴𝑨𝑴𝑶𝑵𝑱𝑰𝑺𝑶𝑨 𝑨𝒅𝒐𝒓é, 𝑻𝒂𝒍𝒆 𝑱𝒆𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒚 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐 𝒔𝒚 𝑹𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝑨𝑲𝑶𝑻𝑶𝑴𝑨𝑳𝑨𝑳𝑨 𝑨𝒅𝒓𝒊𝒂𝒏𝒂, 𝑻𝒂𝒍𝒆 𝑱𝒆𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒚 𝒕𝒆𝒐 𝒂𝒍𝒐𝒉𝒂.

𝑻𝒐𝒏𝒈𝒂 𝒏𝒂𝒏𝒂𝒕𝒓𝒊𝒌𝒂 𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒂𝒅𝒚 𝒏𝒊𝒔𝒐𝒍𝒐 𝒕𝒆𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂 𝑳𝒚𝒍𝒊𝒔𝒐𝒏 𝑹𝒆𝒏é 𝒅𝒆 𝑹𝒐𝒍𝒂𝒏𝒅, 𝒏𝒚 𝑺𝒆𝒌𝒓𝒆𝒕𝒆𝒓𝒂 𝑱𝒆𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑴𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒋𝒂𝒓𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑻𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝑹𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒏𝒂𝒏𝒂𝒎𝒂𝒇𝒚 𝒏𝒚 𝒗𝒊𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒊𝒕𝒓𝒂 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒔𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝑨𝑵𝑨𝑳𝑶𝑮𝑯.

𝑨𝒏𝒊𝒔𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒏𝒋𝒐𝒏𝒂 𝒍𝒆𝒉𝒊𝒃𝒆 𝒔𝒂𝒉𝒂𝒏𝒊𝒏’𝒊𝒕𝒚 𝑺𝒂𝒎𝒑𝒂𝒏-𝒅𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂𝒎-𝒑𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒕𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒇𝒐𝒏𝒆𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚. 𝑭𝒂𝒏𝒂𝒎𝒃𝒚 𝒈𝒐𝒂𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒂 𝒏𝒐𝒉𝒐 𝒊𝒛𝒂𝒏𝒚 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒂𝒏𝒅𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝑨𝑵𝑨𝑳𝑶𝑮𝑯 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒗𝒚.

𝑶𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒂𝒎𝒑𝒚 𝒕𝒓𝒂𝒊𝒌’𝒆𝒇𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐 𝒇𝒂𝒏𝒂𝒐𝒗𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒏𝒚 𝑻𝒂𝒍𝒆 𝑱𝒆𝒏𝒆𝒓𝒂𝒍𝒚 𝒗𝒂𝒐𝒗𝒂𝒐, 𝒊𝒛𝒂𝒚 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒓𝒂𝒊𝒌’𝒆𝒇𝒂 𝒕𝒐𝒌𝒐𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒐-𝒕𝒓𝒂𝒏𝒐 𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒊𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒂𝒎𝒂𝒕𝒔𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂.

07/11/2025
📌𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀
07/11/2025

📌𝐅𝐀𝐌𝐏𝐀𝐇𝐀𝐅𝐀𝐍𝐓𝐀𝐑𝐀𝐍𝐀

31/10/2025

31 oktobra 2025
Andro maneran-tany ho an'ny Tanàn-dehibe

📌 𝐅𝐢𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐬𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚 𝟐𝟗 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐤𝐫𝐞𝐭𝐞𝐫...
29/10/2025

📌 𝐅𝐢𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚
𝐓𝐨𝐧𝐭𝐨𝐬𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐥𝐚𝐫𝐨𝐛𝐢𝐚 𝟐𝟗 𝐨𝐤𝐭𝐨𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐭𝐞𝐭𝐨 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐟𝐚𝐦𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐭𝐚𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐭𝐞𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐤𝐫𝐞𝐭𝐞𝐫𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐚𝐝𝐢𝐝𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐧𝐚̀𝐧𝐚 𝐕𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐓𝐨𝐞𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐧𝐞𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐭𝐨𝐚 𝐆𝐞́𝐫𝐚𝐫𝐝 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐧𝐨𝐡𝐢𝐬𝐨𝐚 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐯𝐨𝐚𝐭𝐞𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐡𝐢𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧'𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐓𝐚𝐧𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐡𝐚𝐧-𝐭𝐚𝐧𝐲, 𝐦𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞𝐫𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐡𝐲 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐞𝐤𝐧𝐢𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐎𝐆𝐇 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐞𝐭𝐨, 𝐧𝐲 𝐆𝐞́𝐧𝐞́𝐫𝐚𝐥 𝐝𝐞 𝐃𝐢𝐯𝐢𝐬𝐢𝐨𝐧 𝐋𝐲𝐥𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐑𝐞𝐧𝐞́ 𝐝𝐞 𝐑𝐨𝐥𝐥𝐚𝐧𝐝 𝐔𝐫𝐛𝐚𝐢𝐧, 𝐢𝐳𝐚𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐆𝐨𝐯𝐞𝐫𝐧𝐞𝐦𝐚𝐧𝐭𝐚 𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐯𝐚𝐨𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐩𝐨𝐛𝐥𝐢𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚.

🛑 Noho ny fangatahan’ny maro taorian’ny fampahafantarana nataon’ny ANALOGH farany teo dia indro averina zaraina amintsik...
23/10/2025

🛑 Noho ny fangatahan’ny maro taorian’ny fampahafantarana nataon’ny ANALOGH farany teo dia indro averina zaraina amintsika ireo dingana narahina ho an’ireo trano fonenana nataon’ny fanjakana ka efa nirosoana ny fivarotana azy amin’izao.
📌Marihina moa fa ireo trano mora dia ny SENVH Sekreteram-panjakana Tanàna Vaovao sy Toeram-ponenana no tompon’andraikitra tamin’ny fisoratana anarana sy ny fanaovana ireo fisarihana. Ny ANALOGH kosa no tompon’andraikitra amin’ny fanarahana ny fandoavana ny vidin’ny trano.
✅Ho an’izay voakasika manokana, manana fanontaniana sy mila fanampim-panazavana dia misokatra ho an’ny rehetra ny biraon’ny ANALOGH Soanierana Ankadimbahoaka ny alatsinainy hatramin’ny zoma amin’ny 8 ora hatramin’ny 4 ora.

Sekreteram-panjakana Tanàna Vaovao sy Toeram-ponenana

Address

Lot III. I Soanierana Ankadimbahoaka, RN7 Boulevard Général RATSIMANDRAVA
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00

Telephone

+261343391111

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ANALOGH posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to ANALOGH:

Share