05/03/2026
π CAPITONEUR ERIC : Ny kanto ho an'ny fiaranao!
Te hanome endrika vaovao sy raitra ny ao anaty fiaranao ve ianao? Matokia ny traikefan'i Capitoneur Eric.
Inona no mampiavaka anay?
Kalitao avo lenta: Seza vita aminβny akora mateza (Simili cuir/Cuir) sy "finition" madio tanteraka.
Hakingan-tanana: Tahaka ity sary ity, manao ilay "style diamant" (lozy) miaraka amin'ny kofehy miloko izahay.
Faharetana: Asa vita tsara, tsy mora rovitra ary manome aina ny fiara.
π Toerana: [croisement park ,coin d'or fianarantsoa] π Contact: [ 0347122145 ]
Capitoneur Erick: Ny fahaizana amam-panao no mampiavaka anay!