07/07/2026
Ho an'ny rehetra, manoloana ny tranga misy ankehitriny: AROVY NY ZANATSIKA
π. ππ¨ ππ§'π§π² πππ² ππ¦ππ§-ππ«ππ§π²
πππππ ππππππ!
-Aza avela handeha irery ny ankizy
-Fantaro foana hoe aiza no misy ny zanakao, Iza no miaraka aminy
-Ampianaro ny ankizy handΓ tsy hanaraka olona tsy fantatra na tambazany zavatra tsara aza, na milaza mahafantatra fianakaviana ary;
-LΓ lana mahazatra sy azo antoka ihany asaina alehany;
-Ampandreneso avy hatrany ny mana-pahefana raha misy tranga mampiahiahy, na fisiana fanjavonan'olona.
π. ππ¨ ππ§'π§π² ππ§π€π’π³π² (omeo torolalana tsotra ny ankizy fa tsy ampihorohorona akory)
πππ‘πππππππ βππ‘ππππ¦
-Miaraha foana amin'ny Zoky azo antoka;
-Aza mandray fanomezana avy amina olona tsy fantatra;
-Raha misy olona mahahafahafa anao dia mialΓ haingana lavitra azy Ary miantsoa olon-dehibe;
-Tadidio ny anarana sy ny lahara-tarobia an'i Dada sy/na Neny;
-Raha sanatria very ianao, manatona polisy, mpampianatra, mpanabe na olon-dehibe.
π. ππ¨ ππ§'π§π² ππ’ππ«ππ‘π-π¦π¨π§π’π§π
ππππππ'πππππππππ‘ππ ππ πππ
-Adidin'ny rehetra ny fiarovana ny ankizy;
-Samia tonga saina amina tranga tsy fahita mahazatra;
-Ampahafantaro ny tompon'andraikitra Raha mahita fihetsika mampiahiahy;
-Aza manaparitaka honohono na vaovao tsy marim-pototra akory.
π.ππ¨ ππ§'π§π² π¬ππ€π¨π₯π² -satria misy ny mbola mianatra, manao atrik'asa mandritra ny fialan-tsasatra...
π΄ππβπ πππ π ππ¦ πππππππ‘ππ
-Ampitomboy ny fanaraha-maso amin'ny ora fidirana sy firavana;
-Hamarino ny olona haka ny mpianatra;
-Entano matetika ny ankizy mahakasika ny fitsipiky ny fiarovana;
-Ampahafantaro ny RAD raha misy tranga hafahafa.
π. ππ¨ ππ§'π§π² π¨π₯π¨-πππ§'π§π² ππ’ππ«ππ‘π-π¦π¨π§π’π§π π¬π² π§π² π¦π©π’πππ«π’π€π ππ§π² ππ§π’π―π¨π§'π§π² ππ’ππ§π π¨π§ππ§π
π΄ππππ βππππ-βππππ‘πππ
-Entano hatrany ny firaisankina sy ny fahamalinana;
-Hanokany fotoana ny fanentanana;
-Tohero ny honohono sy ny fitoriana tsy misy porofo ary ny famadihana ny vaovao ho lasa fampihorohoroana;
-Entano ny rehetra hampahafantatra raha sendra misy tsy fahitana olona.
Arovy ny ankizy, zanatsika ireo .