Christine Razanamahasoa

Christine Razanamahasoa PAGE OFFICIELLE DU MINISTRE DES AFFAIRES ÉTRANGÈRES DE MADAGASCAR

05/04/2026
Miarahaba anao Andriamatoa Praiministra Mamitiana Jeannot Rajaonarison, amin'izao fanendrena anao amin'ny adidy lehibe m...
15/03/2026

Miarahaba anao Andriamatoa Praiministra Mamitiana Jeannot Rajaonarison, amin'izao fanendrena anao amin'ny adidy lehibe miandry eto amin'ny firenena izao. Fanavaozana an'i Madagasikara eo anilan'ny filohan'ny fanavaozana ny repoblikan'i Madagasikara Andriamatoa Mickaël RANDRIANIRINA sy ny governemanta vaovao hiara-dia aminareo miarahalahy mianaka.
Mirary soa hatrany tompoko
Ho an'ny Tanindrazana, ho an'ny fanavaozana sy ny taranaka Malagasy.

''Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo.'' 1 Tesaloniana 5:18

10/03/2026

Address

Antananarivo
261

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Christine Razanamahasoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share