Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola

Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola Fampitam-baovao mikasika ny zava-misy eo anivon'ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—ญ๐—ข๐— ๐—” ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ๐Ÿ‘‰ Toy ny isaky ny zoma, mitafy ny fitafiana malagasy ireo mpiara-miasa eto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny T...
04/09/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—ญ๐—ข๐— ๐—” ๐— ๐—”๐—Ÿ๐—”๐—š๐—”๐—ฆ๐—ฌ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ

๐Ÿ‘‰ Toy ny isaky ny zoma, mitafy ny fitafiana malagasy ireo mpiara-miasa eto anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, araky ny toromariky ny Filohanโ€™ny Fanavaozana ny Repoblika.

Aminโ€™izao famaranana ny herinandro izao, aoka ireo sary vitsivitsy ireo no hitondra hafanana sy tsiky ho antsika, sady hampahatsiahy fa mbola velona sy reharehantsika hatrany ny maha-Malagasy.






๐Ÿ“Œ ๐—™๐—œ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก-๐—ž๐—˜๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐— ๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—œ๐—™๐—˜๐—›๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—˜๐—ง๐—œ๐—•๐—ข๐—Ÿ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—” - ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿณ๐Ÿ“ Anosy, faha-04 septambra 2026๐Ÿค T...
04/09/2026

๐Ÿ“Œ ๐—™๐—œ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—”๐—Ÿ๐—ข๐—ญ๐—”๐—ก-๐—ž๐—˜๐—ฉ๐—œ๐—ง๐—ฅ๐—” ๐— ๐—ข๐— ๐—•๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ฉ๐—ข๐—Ÿ๐—”๐—ก-๐——๐—”๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—œ๐—™๐—˜๐—›๐—ฌ ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—˜๐—ง๐—œ๐—•๐—ข๐—Ÿ๐—”๐— -๐—ฃ๐—”๐—ก๐—๐—”๐—ž๐—”๐—ก๐—” - ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿณ

๐Ÿ“ Anosy, faha-04 septambra 2026

๐Ÿค Taorianโ€™ny fihaonana taminโ€™ny sehatra tsy miankina izay notanterahina anio maraina, dia nitohy ny tapakโ€™andro hariva ny fifanakalozan-kevitra momba ny Volavolan-dalร na mifehy ny Tetibolam-panjakana voalohany aminโ€™ny taona 2027 (PLFI 2027), miaraka aminโ€™ireo mpisehatra samihafa eo anivonโ€™ny fiaraha-monim-pirenena.

๐Ÿ’ฌ Ity fihaonana ity dia natao hifampizarana sy hikaonan-doha aminโ€™ny famaritana ireo laharam-pahamehana sy ny tena filร nโ€™ny vahoaka, hoentina hanatsarana ny Tetibolam-panjakana mba hisy vokatra mivaingana ho anโ€™ny fampandrosoana ny firenena.

๐ŸŽฏ Anisanโ€™ireo laharam-pahamehana voaresaka ny fanarenana ny toekarena, ny lafiny sosialy, ary ny fanatsarร na ny fahazoana jiro sy rano.

๐Ÿ—ฃ๏ธ Ny fandraisanโ€™anjaranโ€™ny rehetra sy ny soso-kevitra raisina avy aminโ€™ny tsirairay dia singa iray lehibe aminโ€™ny fandrafetana Tetibola mamaly ny filร nโ€™ny vahoaka.




04/09/2026
>๐Ÿ—“๏ธ Nikarakara fifanankalozan-kevitra mahakasika ny tetibola niarahana taminโ€™ny sehatra tsy miankina ny ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐“...
04/09/2026

>

๐Ÿ—“๏ธ Nikarakara fifanankalozan-kevitra mahakasika ny tetibola niarahana taminโ€™ny sehatra tsy miankina ny ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ข๐ญ๐ž๐ซ๐š๐ง'๐ง๐ฒ ๐“๐จ๐ž๐ค๐š๐ซ๐ž๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ฆ-๐›๐จ๐ฅ๐š anio maraina. Ilaina indrindra izany aminโ€™ny fanomanana ny Volavolan-dalร na mifehy ny tetibolam-panjakana voalohany aminโ€™ny taona 2027 (PLFI 2027) sy ny aminโ€™ny politika fampandrosoana ankapobenโ€™ny firenena.

๐Ÿค Nandray anjara taminโ€™izany ihany koa ny tao aminโ€™ny Minisiteranโ€™ny Indostria sy ny Fampivoarana ny sehatra tsy miankina (MIDSP) sy ny Birao mpandrindra ny Fampandrosoana ara-toekarena eto Madagasikara (EDBM) ; ary solotenanโ€™ny fikambananโ€™ny orinasa maro no namaly ny antso, anisanโ€™izany ny tao aminโ€™ny : Fikambananโ€™ny orinasa madinika sy salantsalany (GPME), Fivondronanโ€™ny antenimieranโ€™ny varotra sy ny indostria eto Madagasikara (FCCIM), Fikambananโ€™ny Vehivavy Mpandraharaha eto amin'ny Ranomasimbe Indianina (EFOI), Fikambananโ€™ny mpanao asa tanana rehetra eto Madagasikara (CMAM), sy ny solotenan'ny mpandraharaha tsy miankina maro....

๐Ÿ’ฌ Nandritra izany fihaonana izany dia nohenoina ary noraisina avokoa ny fitarainana, ny hevitra ary ny sosokevitra narosonโ€™ireo solotenanโ€™ny fikambananโ€™ny mpandraharaha tsy miankina ireo, ary namafisinโ€™ny Sekretera Jeneralinโ€™ny Minisiteranโ€™ny Toekarena sy Fitantanam-bola fa mbola misokatra aminโ€™izy ireo ny varavaranโ€™ny Minisitera raha toa mbola misy ambara izy ireo ka tsy voateny taminโ€™ity andro ity.




๐Ÿ“Œ Mbola mitohy ny fanaovana enrรดlement " Wallet Trรฉsor" ho an'ireo mpianatra ao anatin'ny lisitry ny misitraka vatsim-pi...
04/09/2026

๐Ÿ“Œ Mbola mitohy ny fanaovana enrรดlement " Wallet Trรฉsor" ho an'ireo mpianatra ao anatin'ny lisitry ny misitraka vatsim-pianarana.




๐Ÿ“Œ Mbola mitohy ny fanaovana enrรดlement " Wallet Trรฉsor" ho an'ireo mpianatra ao anatin'ny lisitry ny misitraka vatsim-pianarana.

๐Ÿ‘ŒAraho ny toromarika, arovy hatrany ny kaontinao

๐Ÿซด Rohy hanaovana "enrรดlement": https://apps.tresorpublic.mg/wallet/

๐Ÿซด Rohy hanaovana fanitsiana ny diso momba ny mpisitraka vatsim-pianarana : https://reclamation.mesupres.mg/fr

Toy izao manaraka izao ny fitsinjaran'ny laharana fandraisana ๐๐„๐๐’๐ˆ๐Ž๐ eto amin'ny faritra Analamanga amin'ity volana ๐—ฆ๐—˜๐—ฃ...
04/09/2026

Toy izao manaraka izao ny fitsinjaran'ny laharana fandraisana ๐๐„๐๐’๐ˆ๐Ž๐ eto amin'ny faritra Analamanga amin'ity volana ๐—ฆ๐—˜๐—ฃ๐—ง๐—”๐— ๐—•๐—ฅ๐—” ity



๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ข๐›๐จ๐ฅ๐š : ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ!๐Ÿ“ Tontosa soamantsara ny CBR taminโ€™ny Faritra : ๐—•๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—น...
04/09/2026

๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ข๐›๐จ๐ฅ๐š : ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ!

๐Ÿ“ Tontosa soamantsara ny CBR taminโ€™ny Faritra : ๐—•๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—น๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ผ๐—ฟ๐—ผ.

Nitohy ny fifampidinihana niarahana taminโ€™ireo mpisehatra sy solontena isan-tsokajiny teny an-toerana, ny 25 Aogositra 2026 lasa teo.

๐Ÿค Fotoana iray nahafahanโ€™ireo mpisehatra ara-toekarena, ny tantsaha ary ireo tomponโ€™andraikitra samihafa nampita ireo laharam-pahamehana sy filร na hita eny ifotony.

๐Ÿ’ฌ Anisanโ€™ireo nodinihina ny fampiroboroboana ny famokarana, ny fanatsarana ny fotodrafitrasa ary ireo sakana mbola sedrainโ€™ny mpandraharaha sy ny mponina aminโ€™ny fampandrosoana ny Faritra.




๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ข๐›๐จ๐ฅ๐š : ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ !๐Ÿ“ Tontosa soa amantsara ny CBR tamin'ny Faritra : ๐— ๐—ฒ๐—น...
03/09/2026

๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ข๐›๐จ๐ฅ๐š : ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ !

๐Ÿ“ Tontosa soa amantsara ny CBR tamin'ny Faritra : ๐— ๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐—ธ๐˜† ๐˜€๐˜† ๐—ฆ๐—ผ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ.

๐Ÿค Nifampitaona avokoa ireo solotenan'ny tantsaha sy ny mpisehatra eo amin'ny tontolon'ny fandraharahana nikaon-doha amin'ireo mety ho sakana lehibe aminโ€™ny fampandrosoana ara-toekarena

๐Ÿ’ฌ Novelabelarina niaraka ny momba ny sehatry ny famokarana, ny fampivoarana ny lalana ary indrindra ny resaka tsy fandriam-pahalemana.




๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ข๐›๐จ๐ฅ๐š : ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ!๐Ÿ“ Tontosa soamantsara ny CBR tamin'ny Faritra : ๐——๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ...
03/09/2026

๐…๐ข๐ค๐š๐จ๐ง๐š๐ง๐๐จ๐ก๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐ž๐ญ๐ข๐›๐จ๐ฅ๐š : ๐Œ๐ข๐ญ๐จ๐ก๐ฒ ๐ฆ๐š๐ง๐ž๐ซ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ!

๐Ÿ“ Tontosa soamantsara ny CBR tamin'ny Faritra : ๐——๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐˜€๐˜† ๐—ฆ๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ.

๐Ÿค Nifanentana hifampidinika momba ny filร na any ifotony ho amin'ny Tetibolam-panjakana 2027 avokoa ireo solotenan'ny tantsaha, ny mpandraharaha ary ny fiaraha-monim-pirenena teny an-toerana ahafahana hatrany mizotra mankany aminโ€™ny fampandrosoana ara-toekarena.

๐Ÿ’ฌ Ny laharam-pahamehana dia niompana tamin'ny tontolon'ny fambolena, ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina, ny fampivoarana ny fotodrafitrasa, ny fanatsarร na ny lalam-pirenena faha-enina ary ny fiahiana ny mponina marefo.




โœ…โœ… Ny taham-panakalozana ( ) ampiharin'ny ๐…๐š๐๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ manomboka ๐Ÿ“ny 07 Septambra ka hatramin'ny 13 Septambra...
03/09/2026

โœ…โœ… Ny taham-panakalozana ( ) ampiharin'ny ๐…๐š๐๐ข๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ซ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ manomboka ๐Ÿ“ny 07 Septambra ka hatramin'ny 13 Septambra 2026.

๐Ÿ‘‰ Manasa anao hanaraka ny tranonkalan'ny Fadintseranana hijerevana ny andinindininy mahakasika izany :
๐Ÿ”— https://www.douanes.gov.mg/cours-de-change/




Address

MADAGASIKARA
Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 09:00 - 17:00
Sunday 09:00 - 17:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share