AnTso Vahoaka mandray andraikitra satria te ho masimandidy! Ny Vovonana Antso dia fikambananana politika demokraty sosialista.

24/08/2026

FAMPIASANA TENY MALAGASY

โ˜๏ธFANABEAZANA amin'ny FITENIN-DRENY(Dialecte) isaky ny Faritra no zava-dehibe hisian'ny Fandrosoana.

VINA FARITANY/FARITRA MIZAKA TENAโœŠ๐Ÿฟ

21/08/2026

FOTO-KEVITRA NO IJOROANAโœŠ๐Ÿฟ

๐Ÿ’ช RAVANA NY RAFITRA MATY REHETRA

IZAY VOA DE VOA

19/08/2026

COMMUNIQUร‰ SADC

๐Ÿ‘‰ LASA BAIKON'NY OLONA ISIKA FA TAIRO NY "CONCERTATION NATIONALE" AMOAHANA NY "CODE ELECTORAL" HANDAMINANTSIKA NY FIRENENTSIKA

17/08/2026

FIHAVANANA sy FAMPIHAVANANA

โ˜๏ธ Ny Famoahana ny Tantaram-pirenena marina no fototra ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡

  ๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅFandaharana Don-Dresaka , ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฒ  ๐—”๐—ผ๐—ด๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ  Amin'ny 7 ora sy sasany hariva eto Aminโ€™ny TV PLUS Madagascar....
15/08/2026

๐Ÿ”ฅ๐Ÿ”ฅ
Fandaharana Don-Dresaka , ๐—”๐—น๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฑ๐˜† ๐Ÿญ๐Ÿฒ ๐—”๐—ผ๐—ด๐—ผ๐˜€๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐Ÿฎ๐Ÿฌ๐Ÿฎ๐Ÿฒ Amin'ny 7 ora sy sasany hariva eto Aminโ€™ny TV PLUS Madagascar.
Fananganana ny VFM sy ny fandravana ny Antenimierampirenena.

Hivahiny ao
๐—ก๐—ฎ๐—ป๐˜๐—ฒ๐—ป๐—ฎ๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—ข๐—ง๐—ข๐—ก๐—œR๐—œ๐—ก๐—” Birao Maharitra ANTSO/Filohan'ny Voamiera serasera KFIM.

Hiaraka hidon-dresaka ao:

๐—๐—ผ๐—ต๐—ป๐˜† ๐—ฅ๐—”๐—ž๐—ข๐—ง๐—ข๐—”๐—ฅ๐—œ๐—ฆ๐—ข๐—” Vovonana Fihavaozan'i Madagasikara/Solombavambahoaka Ambohidratrimo

๐—™๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ง๐—”๐—›๐—œ๐—”๐—ก๐—” Mouvement GEN-Z
๐—๐—ฎ๐—ฐ๐—พ๐˜‚๐—ฒ๐˜€ ๐—ฅ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ก๐—œ๐—ฅ๐—œ๐—ก๐—” Filoha Nasionaly Servir Mada

14/08/2026

AOKA TSY HANAIKY NY POLITIKA MASISO NY RAFITRA EFA MATY FA EFA NAPIDI-KIZO NY FIRENENA IO

13/08/2026

๐Ÿ“ŒFANDAHARANA LEHIBE.

Arahanao ao amin'ny TV Plus Madagascar ny Zoma 14 Aogositra 2026 ao aorian'ny vaovao amin'ny teny Malagasy.

Hivahiny ao ny KFIM.

11/08/2026

DIALOGUE POLITIQUE

โ˜๏ธValin-kafatra hoan'ny Solombavam-bahoaka "Pety Rakotoniaina" ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡

09/08/2026

VINA POLITIKA FARITANY/FARITRA MIZAKA TENA

โ˜๏ธARA BOLA "Autonomie Financiรจre" (Partie 2)

๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡ NY RAFITRA ISAKY NY FARITRA

06/08/2026

VINA POLITIKA FARITANY/FARITRA MIZAKA TENA

โ˜๏ธARA BOLA "Autonomie Financiรจre" (Partie 1)

Address

Andranomena Ambohimanarina
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AnTso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share