Centre National d'Etat Civil et de l'Identité - CNECI

Centre National d'Etat Civil et de l'Identité - CNECI Etat Civil et Identité

23/07/2026

17/05/2026
  Hisy ny fisoratana anarana biometrika eo @ Kianjan'ny Barea Mahamasina, ho an'ny vehivavy 18 taona no mihoatra        ...
04/03/2026




Hisy ny fisoratana anarana biometrika eo @ Kianjan'ny Barea Mahamasina, ho an'ny vehivavy 18 taona no mihoatra







# de Coordination du Projet Prodigy
# de Gouvernance Digitale UGD

  TOKANA #  amiko ny fanavaozana #FISORATANA ANARANA BIOMETRIKANiatrika fiofanana nandritry ny 5 andro ny 16 ka hatramin...
22/02/2026

TOKANA #
amiko ny fanavaozana #

FISORATANA ANARANA BIOMETRIKA

Niatrika fiofanana nandritry ny 5 andro ny 16 ka hatramin'ny 20 febroary teo ireo "agents d'adjudication des données" miisa 30 mahery avy amin'ny 'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy, ny Ministère de la Justice de Madagascar, ny MNDPT, ary ny .

Nisy ny fiofanana mikasika ny fisoratana anarana biometrika sy ny manodidina azy izay narahana fiofanana mikasika manokana ny fikirakirana singa sy ny angon-drakitra biometrika.
Ireo "agents d'adjudication des données" no misahana ny fijerena ny singa mialohan'ny ampidirana azy ao anaty angon-drakitra ho lasa Rejistra Nomerika.

Nifarimbona nampita ny fizarana ny tompon'andraikitra avy amin'ny CNECI sy ny teknisiana avy amin'ny IN GROUPE/HAIRUN.





communication
'ny Atitany sy ny Fitsinjaram-pahefana - Pejy ofisialy
de la Justice de Madagascar

de Coordination de Projet

de Gouvernance Digitale

Address

Tsimbazaza
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30

Telephone

+261340552920

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Centre National d'Etat Civil et de l'Identité - CNECI posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share