Team 2ème Arrondissement

Team 2ème Arrondissement Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Team 2ème Arrondissement, Political organisation, Antananarivo.

Misaotra Misy💕
30/05/2024

Misaotra Misy💕

Vahoaka hendry isikaHampandany olona hendry hitondra ny feontsikaKa noho izany ndeha hasiantsika fitoniana manomboka rah...
27/05/2024

Vahoaka hendry isika
Hampandany olona hendry hitondra ny feontsika
Ka noho izany ndeha hasiantsika fitoniana manomboka rahampitso ary tsy hasiantsika endrika propagandy na kely aza (t-shirt, fitaovana, affiche, publication, sns ...)
Hizotra moramora any amin'ny Fandresena isika !!!
FIDIO N°02 : INDEPENDANT LONGIN

27/05/2024
Madiva hifarana ny propagandy ...Maro ny fizarana T-shirt, Vary, bodofotsy, menaka, vola, sns avy amin'ny Candidat rehet...
27/05/2024

Madiva hifarana ny propagandy ...
Maro ny fizarana T-shirt, Vary, bodofotsy, menaka, vola, sns avy amin'ny Candidat rehetra.
Isaorana ny Candidat rehetra izany satria manampy antsika maikamaika aloha.
Maikamaika .....
Fa andao amin'izay ary hifantoka amin'ny zavatra manampy aman-taona sy maharitra e!

Mitohy hatrany ny hetsika fanentanana ireo vahoakan'ny Boriboritany Faharoa mba ho tonga handatsa-bato, izay notanteraha...
26/05/2024

Mitohy hatrany ny hetsika fanentanana ireo vahoakan'ny Boriboritany Faharoa mba ho tonga handatsa-bato, izay notanterahan'ny ekipan'ny Kandidà mahaleo tena laharana Faharoa Longin RAZANDRINDRAINY.





Tsy matoritory ny olona te hampandroso kaaa!!!!
26/05/2024

Tsy matoritory ny olona te hampandroso kaaa!!!!

Satria tsy misy izahay raha tsy teo ianareo ...Satria tsy Firenena i Madagasikara raha tsy namolavola olombanona ianareo...
26/05/2024

Satria tsy misy izahay raha tsy teo ianareo ...
Satria tsy Firenena i Madagasikara raha tsy namolavola olombanona ianareo ....
Ianareo no Fiainana
Bonne fête des Mères🥰

NB : Aza adino ny mirary soa an'i Neny ao amin'ny commentaire ary raha niaraka taminareo izy omaly tany amin'ny Carnaval dia mba atovy ao koa ny sary eee !!!

Feno ny fo !!!! Velom-panantenana manoloana ny fanohanana sy hafaliana noentin'ireo vahoaka marobe tonga niara naneho ny...
25/05/2024

Feno ny fo !!!!
Velom-panantenana manoloana ny fanohanana sy hafaliana noentin'ireo vahoaka marobe tonga niara naneho ny fahavononany hifidy ny Candidat Longin N°02.
Sahy izy ireo hifidy azy, tsy terena ary tsy tambazana vola na entana satria tsapany fa mila Fampandrosoana tena izy amin'izay ny Boriborintany Faharoa.
Tsy Carnaval Goavambe Faradoboka fotsiny ny natao anio fa fanehoana fa Vonona ny Vahoaka hiaraka amin'i Longin

Eeeeeeh !!!!!Vonona ve ????Vonona amin'inona izany ??Ilay Carnaval ntsika eee ???Ao amin'ny commentaire ny tohiny ....😁😁...
25/05/2024

Eeeeeeh !!!!!
Vonona ve ????
Vonona amin'inona izany ??
Ilay Carnaval ntsika eee ???
Ao amin'ny commentaire ny tohiny ....😁😁😁🥰

24/05/2024

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Team 2ème Arrondissement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share