SAUVE Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SAUVE, Antananarivo.

Fizarana vatomamy - fitafiana ary kilalao hoan'ny ankizy nandritra ny Krismasy 2022 .(Region amoron'i Mania)
07/01/2023

Fizarana vatomamy - fitafiana ary kilalao hoan'ny ankizy nandritra ny Krismasy 2022 .

(Region amoron'i Mania)

Manomboka ity volana Octobre ity ny fizarana ireo " Kit Scolaire" taom-pianarana 2019-2020 hoan'ireo ankizy madinika voa...
15/10/2019

Manomboka ity volana Octobre ity ny fizarana ireo " Kit Scolaire" taom-pianarana 2019-2020 hoan'ireo ankizy madinika voakasik'izany.
Ny région Analamanga no hanombohana azy ary hanaraka izany ny région Amoron'i Mania sy Atsimo Andrefana.
Araraotinay etoana ny misaotra ireo rehetra nanolo-tanana t@ izao adidy masina izao.
Ary anaovanay antso ihany koa @ ireo izay mbola malala-tanana hanolotra izay foiny mba ho fanampian-tsika ireo ankizy sahirana.
Azontsika atao ny manoratra eto @ page facebook SAUVE
Na par e-mail: [email protected]
Misaotra

Fampahafantarana ny programme FANAINGA tao @ CCI Antaninarenina.Anisan'ireo Vondron'ny fiarahamonina-pirenena nasaina ny...
19/08/2019

Fampahafantarana ny programme FANAINGA tao @ CCI Antaninarenina.
Anisan'ireo Vondron'ny fiarahamonina-pirenena nasaina ny S.A.U.VE

Rejoignez notre équipe jeune  et dynamique,Devenez volontaire chez SAUVE
04/02/2019

Rejoignez notre équipe jeune et dynamique,
Devenez volontaire chez SAUVE

09/01/2019
Ils ont besoin d'être aimés et d'être soignés
15/11/2018

Ils ont besoin d'être aimés et d'être soignés

Address

Antananarivo
101

Telephone

032 67 560 78

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SAUVE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to SAUVE:

Share